Vita sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (MNDPT) sy ny Yas Madagascar ho fametrahana ny Wifi sy Hotspots eny anivon’ireo Oniversite eto Madagasikara. Fandaharanasa izay tohanan’ny Axian Telecom. « Atomboka amin’ny volana janoary 2026 ny tetikasa ary hisantarana […]
Mois : décembre 2025
Tokantrano malagasy: Mampiasa arina fandrehitra ny 95%
Tafakatra 20 000 ha isan-taona ny ala ringana eto Madagasikara vokatry ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay hoentina handrahoana sakafo. 95% ny tokantrano malagasy no mbola miankindoha amin’izy ireny, raha toa 5% monja ny mampiasa ny angovo madio. Antony mahatonga ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH) sy ny […]
Internet ho an’ny rehetra: Hiara-kiasa ny Airtel Africa sy ny Starlink
Vita sonia ny 16 desambra teo ny fiaraha-miasa eo amin’ny Airtel Africa sy ny orinasa Space X. Tanjona ny hahazoan’ny olon-drehetra ny internet, ampiasana ny Starlink, hatrany amin’ny toerana lavitra. Votoatin’ny fifanarahana ny hampidirana anaty tambajotra internet hampiasana ny Starlink Direct to Cell, tambajotra amin’ny alalan’ny zanabolana. Voakasik’ izany ireo […]
“Up Fankatia”: Haseho televizionina ny mpifankatia
Misy fandaharana miaina mivantana (télé-réalité) vaovao hafa indray omen’ny Startimes ny mpanjifa. Miara-mamokatra ny fandaharana mahakasika ny fitiavana, “Up Fankatia”, andiany faharoa ny StarTimes sy ny TV Plus. Vokatra 100% tena malagasy. Hanomboka ho hitan’ny mpijery amin’ny 20 desambra ho avy izao ny fandaharana voalohany. Fotoana miavaka ho an’ny olon-drery, […]
Pergola Antaninarenina : Haverin-kasina ny tsangambaton-dRabobalahy
Vakoka ampovoan-tanàna, kanefa dia nisy nandoto sy nanimba. Antony nanapahana hevitra ny hamerin-kasina ny toera-malaza etsy Antaninarenina izany, satria mitana ny tantara mahaliana ny taranaka ihany koa. Pergola Antaninarenina. Lapan’ny fanorona no fahafantaran’ny maro azy. Toerana efa nisy fahiny, satria dia ahitana ny tsangambaton’ny Printsy Rabobalahy, zanaky ny mpanjaka Radama […]




