L’Etat et le secteur privé sont unanimes pour un plan de relance économique visant à relancer la productivité, la croissance et les investissements. Ils ont accordé leurs violons sur l’objectif et l’engagement de chaque partie prenante, lors de l’ouverture des Assises pour la relance économique, hier au CCI Ivato, tout […]
Mois : janvier 2026
TSELATRA
Lehilahy iray 20 taona, mpifoka rongony, voasambotry ny polisin’ny UIR ny sabotsy 17 janoary 2026, tokony ho tamin’ny 10 ora maraina, tany Antsirabe. Nifanehatra tamin’ ny polisy nanao fisafoana izy io izao tratra teo am-pifohana rongony izao. Monina ao Saharoaloha, Antsirabe, ihany izy. Nentina any amin’ny kaomisaria Antsirabe ho hadihadiana. […]
Zazavavy maty voaolana tetsy Ambohimalaza: Voasambotra ilay lehilahy nahavanon-doza
Lehilahy iray mpiambina tanàna no voasambotry ny zandary miasa ao amin’ny tobim-paritra Ambohimalaza, omaly. Voarohirohy tamin’ny famonoana sy fanolanana ankizivavikely iray teny an-toerana izy io, ny alahady 19 janoary 2026 lasa teo. Voalaza fa efa nanao fihetsika hafahafa tamin’io ankizivavy hita faty io, ilay lehilahy, talohan’ny zava-nitranga, raha ny fanazavana […]
Lehilahy natsingevan’ny rano : Tombanana ho efa maty tao anatin’ny telo andro
Hita omaly tamin’ny 4 ora latsaka fahefany hariva, tao anaty rano, teo ambonin’ny tohodrano iray ao amin’ny fokontany Ankorombe, disitrikan’Ambositra, ny vatana mangatsiakan’ny lehilahy iray tokony ho 30 taona. Mpanjono niampita teny an-toerana no nahita olona natsingevan’ny rano ka nampandre ny manam-pahefana. Vory lanona ny fokonolona teny amin’ny manodidina vantany […]
Nalefa eny Imerintsiatosika, halina: Naiditra vonjimaika am-ponja ny Jly Ravalomanana Richard
22 andro taorian’ny nisamborana azy teny Ambatovinaky, niakatra fampanoavana, omaly, ny Jly Ravalomanana Richard. Naiditry ny mpitsara mpanao famotorana vonjimaika am-ponja eny Imerintsiatosika izy. Nalefa eny amin’ny fonjan’Imerintsiatosika ny Jly Ravalomanana Richard, halina. Izay ny vokatry ny fanadihadiana lalina nataon’ny mpitsara mpanao famotorana azy. Niakatra fampanoavana, 22 andro taorian’ny fisamborana […]




