Mois : janvier 2026

Betroka: Rongony 30 taonina mahery nodorana

Nodorana omaly avokoa ireo rongony milanja 30 117 kg tao amin’ny distrikan’i Be­tro­ka. Toarian’ny ezaka nataon’ ny zandarimaria manoloana ny firongatry ny trafikan-drongony ao an-toerana, rongony mitotaly 219 gony nogiazana. Olona miisa 12 voasambotra noho ny fihazonana sy fitanterana ary fikasana hamarotra ireo karazan-java-mahado­melina ireo. Na izany aza, tsy mbola voasambotra […]

Sahondrarimalala Marie Michelle : Angatahan’ny Brigade criminelle atao fanadihadiana indray

Nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety, ny mpisolovava ny solombavahoaka voafidy tao Fianarantsoa I, Sahondrarimalala Marie Michelle, omaly. Nampanaovin’ny polisy économique Anosy, sonia mahakasika ny famaranana ny fitazomanana azy, ity minisitra teo aloha ity, omaly tamin’ ny 11 ora sy sasany atoandro. « Mbola tsy afaka nody anefa izy io, hatramin’ny omaly […]

Tovolahy nalefa eny Antanimora: Nanindron’antsy ny namany akaiky

Notanana vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora rehefa nohainoin’ny fampanoavana ny alakamisy 8 janoary teo, ilay lehilahy nanindrona antsy ny namany teny Ambatoroka. Miverina eny anivon’ny fitsarana Anosy ny 12 febroary ho avy izao, ilay lehilahy namono nahafaty an’i Manampisoa, teny Amba­toroka, araka ny fanazavan’i Manohy izay zokin’ny maty. Nandalo teo anivon’ny […]

fandrindram-piterahana : Tsy voatery hifampierana

Araka ny voalazan’ny lalàna laharana faha-2017-043, toko faha-7 andininy faha-30 dia zo fototra ny zo eo amin’ny lafiny fahasalamana ara-pananahana. Voalaza ao anatin’izany fa afaka manapa-kevitra malalaka momba ny fotoana hiterahany ary misafidy ny isan’ny zaza haterany sy ny elanelam-piterahana tiany ny olona rehetra. Tsy mila fahazoan-dalana avy amin’ny vady […]

INDRAY MIJERY

13 ny olona namoy ny ainy vokatry ny orana nirotsaka tsy niato. Faritra efatra (kaominina 14 amin’ny distrika 13) no nitondra takaitra tamin’izany. Iray no maty tao Morondava sy iray hafa tany Betioky Atsimo no nahatonga ny antontanisa niakatra ho 13. Olona enina no naratra. 3 847 ny olona traboina (tokantrano […]