“Na mbola anaty lavaka maizina aza isika, miezaka ny hamelona na te hamono aza ny sasany”, hoy ny filohan’ny fiadidiana ny Fanavoazana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, tamin’ny fitsidihana ifotony ny orinasam-panjakana Société d’etude, de construction et de réparation navale (Secren), tany Antsiranana, afakomaly. Anisan’ny tafiditra ao anatin’ny famelomana […]
Mois : janvier 2026
Fanehoan-kevitra : An-dalana ny fanenjehana ara-pitsarana ireo nihoa-pefy
“Tsikaritra fa misy ireo olona eto an-toerana na any ivelany manararaotra ny fahazoana miteny sy maneho hevitra, ka manompa ankitsirano sy manitsakitsaka mivantana ny hasin’ny maha olombelona ary mandranitra fankahalana hikendren’izy ireo mpitondra ambony sasantsasany eto amin’ny firenena”. Fanambarana navoakan’ny talen’ny serasera eo anivon’ny Fanavaozana, Rahajason Harry Laurent, omaly, izay, […]
Mahaizà maka lesona !
Toa hafahafa izany ny fivoaran’ilay raharaha manga eto amin’ny tanàna. Tiana asiana tsindrim-peo manokana ny momba ilay fahafahana miteny sy mizara hevitra. Nanaitra ny maheno ireo mpitondra sasany efa nandrangaranga sahady ny lalàna manan-kery amin’ny famaizana sy ny fanenjehana sokajin-keloka izay voalaza fa ana habaka. Fomba fanaon’ny teo aloha, […]
Ady amin’ny kolikoly sy ny tsimatimanota : Misy fanakaramana andian’olona hanasoketana tomponandraikitra
Nitondra fanazavana momba ny fanaratsiana tomponandraiki-panjakana ny mpampanoa lalàna ambony eo anivon’ny ftsarana ambony, maly. Misy fanakaramana andian’olona hanasoketa tomponandraikitra, araka ny nambarany. “Efa talohan’ny faran’ny taona no efa fantatra fa misy ny fikononkononana, araka ny loharanom-baovao azo: misy fanakaramana andian’olona hanasoketana tomponandraikitra ambony eto amin’ny fitsarana, indrindra eo anivon’ny […]




