Mois : janvier 2026

TSELATRA

Nanao fihetsiketsehana sy nidina an-dalambe, nilanja sorabaventy sy nandoro kodiarana, ny mponina tetsy Ilanivato, omaly. Ny fisian’ny ranobe tsy mety ritra eny amin’ny arabe ny antony, raha ny fanazavana avy amin’izy ireo. Nahitana fahatapahana, noho izany, ny lalana teny an-toerana, vokatr’io hetsika. Nihaona mivantana tamin’ireo mpamily taxi-be zotra 194 sy […]

Ankazobe : Nahitana taolambalo niparitaka teny an-tanimbary

Nahitana taolambalo efa niparitaka teny andrefan-tanànan’i Manjaka, fokontany Voninahitrinitany II, disitrika Ankazobe, ny 26 ja­noary 2026, tokony ho tamin’ny 3 ora sy sasany folakandro. Olona sendra nandalo no nahatsikaritra izany tany anaty tanimbary ka nampandre ny tomponandraikitra. Tonga teny ifotony nijery ny zava-misy sy nanao ny fanadiha­diana ny zandary miasa […]

Niandry omby : Tovolahy roa niara-maty nilatsaham-potaka

Mahazo vahana ny olona maty hilatsaham-potaka tao anatin’ny hateloana. Lasibatra indray ny tovolahy miisa telo, tao Analavory. Vokany, maty ny roa. Maratra sy may ny naman’izy ireo iray. Nirefotra mafy ny varatra tany atsimon’ny tanànan’i Anosivola, fokontany Aminaviavy, kaominina ambanivohitra Analavory, ny 25 janoary 2026 tokony ho tamin’ny 04 ora […]