Nomarihina tamin’ny fiarahana mikorana teny amin’ny Cemes Betongolo, ny sabotsy lasa teo, ny fanombohana ny taom-pikatrohana 2026, ho an’ny taranja pancrace. Nandritra izany no namelabelaran’ny kaomisiona malagasin’ny pancrace / MMA sy “Submission” ny fandaharam-potoana miandry amin’ity taona ity. Anisan’izany ny fanatanterahana ny “combat de défi” andiany faha-6. Nambaran’ny filohan’ny Kaomisiona, […]
Mois : janvier 2026
Tsipy kanetibe Analamanga : Hanasazy ireo mpilalao tsy manara-dalàna
Hametraka rafitra manaraka ny lalàna ny ligin’ny tsipy kanetibe Analamanga, ho an’ny taom-piasana vaovao. Hampanara-dalàna ireo mpilalao sy ny klioba. Hanome sehatra ireo rehetra koa ho fampivoarana ity taranja ity, miainga any amin’ny fokontany, hatrany amin’ny divizionina nasionaly. Nanatanteraka fikaonandoha, niaraka tamin’ireo mpisehatra rehetra amin’ny tsipy kanetibe, ny ligin’Analamanga, ny […]
TARATRY NY KANTO
« Haitsikerana sarimihetsika: Tsy doka na kiana be fahatany ». Io ny lohahevitry ny velakevitra izay hotontosaina ny alarobia 4 febroary izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Hitarika izany i Aina Randrianatoandro, iray amin’ireo niofana manokana momba ny haitsikerana sarimihetsika, izay mbola vitsy mpanao eto amintsika. Misokatra […]
Fikambanana Zanak’Imamo : Omena ainga vao ny tanànan’Arivonimamo
Tontosa ny sabotsy 24 janoary, tao amin’ny efitrano malalaky ny kaominina Arivonimamo ambonivohitra, ny fanavaozana sy fifidianana ny birao hitantana ny Fikambanana Zanak’Imamo mandritra ny 3 taona. Nanome toky ireo birao vaovao, tarihin-dRandimbiarison Herizo, fa hiezaka hanao izay tratry ny heriny izy ireo hitondra ainga vao ho an’ny tanànan’ Arivonimamo ary […]
« Mandrakizay Doria » : Sarimihetsika mampifandray ny taloha sy ny ankehitriny
Tsy toy ny sarimihetsika malagasy saika mahazatra… Teo amin’ny fanoratana sy ny fanatontosana dia efa tsapa ny ezaka hanome endrika vaovao ny sarimihetsika malagasy, ao anatin’ny « Mandrakizay Doria ». Mipetraka ho tsipi-panohizan’ny tantara taloha sy ny ankehitriny ny vokatra. Ny 13 febroary 2026 izao no handeha voalohany anaty efitrano […]




