Mbola mitana ny laharana voalohany ao amin’ny kaonferansy atsimo, amin’ny fifaninanana “Pureplay Football League” (PFL), ny Disciples Fc Vakinankaratra. Nahazo isa telo indray izy ireo, tamin’ity andro fahadimin’ny fifaninanam-pirenena ity, rehefa nandavo ny AS Ste Anne, tamin’ny isa mavesatra 5 no ho 0, afakomaly, tetsy amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha. Manana […]
Mois : février 2026
SOMBIM-BAOVAO
Efa aty amin’ny faha-10 andron’ny volana febroary, mbola tsy fantatra mazava ny hoavin’ny mpanazatra ny Barea. Raha ny resaka farany, efa mandroso ny fifampiresahana eo amin’i Corentin Martins sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) ary ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS). Nivoaka ny alahady teo, teny Bemasoandro Akamasoa, […]
Handball – CCCOI : Resin’ny TMI Ihosy ny AJM Tsimkoura
Niditra tamin’ny andro faharoa, omaly, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina ho an’ny ekipa tompondaka, taranja handball (CCCOI 2025). Fifaninanana tanterahina any amin’ny Kianja mitafo Toamasina. Nisantatra ny fihaonana ny lalao teo amin’ny sokajy vehivavy. Nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa 37 no ho 32 ny TMI Ihosy nanoloana ny […]
Karate-DAF : 14 mianadahy miofana eny Ampefiloha
Miditra amin’ny andiany fahatelo ny fiofanana hahazoana ny “Diplôme d’animateur fédéral” na ny DAF karakarain’ny Federasionin’ny Karate-do malagasy. 14 mianadahy no manaraka izany. Nanomboka ny sabotsy 7 febroary lasa teo, eny Ampefiloha, ny fiofanana andiany fahatelo amin’ny DAF. Fiofanana hiarahan’ny federasionin’ny Karate-do Malagasy amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena ary […]
Oniversite : Toamasina Ilàna fitantanana mangarahara
Tafapetraka tamin’ny fitantanana ny Oniversiten’i Toamasina, ny Dr Razanakolona Diny, ny alakamisy 29 janoary 2026 lasa teo. « Ilàna fitantanana mangarahara mifototra amin’ny fanajana ny maha olona, ny mpianatra sy ny mpanabe ary ireo mpikaroka ny fitantanana ny oniversite eto Madagasikara », hoy ny filohan’ny Oniversiten’i Toamasina. Nambarany fa ilàna fanoloran-tena sy fahafoizan-tena, […]




