May kilan’ny afo ny rihana fahafito sy fahavalo eo anivon’ny biraon’ny minisiteran’ny atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, etsy Anosy, ny sabotsy, tokony tamin’ny 12 ora atoandro teo. Niainga tao amin’ny rihana fahafito ny afo. Niitatra haingana izany noho ny fitsokan’ny rivotra ka nahazo ireo efitra sy rihana hafa, raha ny fanazavana […]
Mois : février 2026
Ankadilalana : Manamboninahitra iray maty voafaokan’ny fiara
Matin’ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy tetsy Ankadilalana Mahamasina, ny manamboninahitra iray eo anivon’ny Tafika Malagasy, ny sabotsy lasa teo. Fiara, mpitatitra mpiasa, tapaka hisatra no nahatonga ny loza. Namoy ny ainy teny amin’ ny hopitaly ny manamboninahitra iray eo anivon’ny Tafika Malagasy‚ Lietnà Tsarazarabe Anicet Crescent‚ 26 taona, afakomaly sabotsy. Izay […]
Sakay matsirokely by Myh
« Spass Gasy 2026 » : Fihaonamben’ny Malagasy any Allemagne
Raha manana ny « RNS » ny ao France, efa hiditra amin’ny andiany fahefatra ihany koa ny « Spass Gass » amin’ity. Fihaonamben’ireo Malagasy any Allemagne ity hetsika ity, izay hotontosaina ny 23 sy 24 mey izao, any Bonn. Fihaonana ara-kolontsaina sy fanantanjahantena no hatao mandritra izany, raha ny nambaran-dry zareo avy ao amin’ny […]
Madagascar Mozarteum: Ho sarotra hadinoina ny « Concert Lyrique »
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-166 ny « Concert classique de midi ». Hanana ny hampiavaka azy ny « Concert Lyrique ». Tanora manan-talenta amin’ny fihirana no hiakatra ny sehatra. « Concert Lyrique », fampisehoana fahaiza-mihira. Fanamporofoana ny fahaizana « milalao » feo eo amin’ny olombelona. Ho tazana avokoa ireo mandritra ny andiany faha-166 amin’ny « Concert classique de midi » […]




