Mois : février 2026

Tsy sakaizan’ny loto  

Aleo mba hiresaka fanabeazana ho olom-pirenena vanona, anio, anatin’ity fifampizarana ity. Manaitra hatrany ny mahita ilay andavanandron-dRamalagasy, mikororoso any amin’ny fahantrana lalina isan’andro. Tsy misy fiantraikany tsara any anivon’ny tokantrano aloha hatreto ny fanavaozana sy fanovana teo amin’ny sehatry ny politika. Tsy hita ny vokatry ny fanoloana mpitantana. Tsy hanomezan-tsiny […]

Depiote Rakotoniaina Pety : “Fitadiavan-tseza ny fandravana andrimpanjakana”

Nisy ny fitakiana nataon’ireo mpanao politika sasany handravana ny andrimpanjakana mijoro. Fitadiavan-tseza ny azy ireo, araka ny fanehoan-kevitry ny depiote Rakotoniaina Pety, voafidy tao Ikalamavony. “Mahandrasa fifidianana. Ny ankamaroan’ireo olona ao amin’ireo antoko politika miisa 103 mitaky ny handravana an’ ireo andrimpanjakana rehetra ireo dia fantatry ny rehetra”. Izay ny […]