Tonga eto Madagasikara, nanomboka ny desambra 2024 ny banky Bred Madagasikara BP, nisolo ny Société Générale teo aloha. Maro ny efa nataony, tao anatin’izay herintaona niorenany izay. Nambaran’ny talen’ny serasera, Rakotomavo Haingo, fa nanomboka ny marsa 2025 ny nanovana ary nametrahana ny mari-pamantarana Bred Madagasikara BP, an’ireo masoivoho manerana ny […]
Mois : février 2026
Dimy taona nisesy : Azon’ny Yas ny « Top Employeur »
Anisan’ireo orinasa fitaratra eto amin’ny firenena ny Yas Madagascar amin’ny alalan’ny fanohanany ny ekipa mpiara-miasa aminy ka antony nahazoan’ity orinasam-pifandraisan-davitra ity ny « Top Employeur 2026 ». Tao anatin’ny dimy taona nisesy, nisitraka ny mari-pankasitrahana iraisam-pirenena avy amin’ny Top Employers Institute hatrany ny orinasa noho ny fahaiza-mitantana ireo mpiara-miasa aminy. « Manohana ny […]
Fampiroboroboana ny nomerika : Lasa Oniversite virtuelle publique ny CNTEMAD
Sehatra stratejika hanatsarana ny rafi-pampianarana ao amin’ny CNTEMAD ny fampiasana ny niomerika. Fandaharanasa tohanan’ny Banky Iraisam-pirenena amin’ny alalan’ny tetikasa Decim. Dingana lehibe eo amin’ny sehatry ny fampianarana ambony sy ny fampiroboroboana ny niomerika no vitan’i Madagasikara amin’ny alalan’ny fanovana ny CNTEMAD ho Oniversite Virtuelle Publique (UVP). « Tanjona ny hisitrahan’ny mpianatra […]
FANTINA sy FINTINA
Roa ny vesatra hanenjehana ny depiote, Andriamananoro Augustin, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo. Anisan’izany ny fampiantranoana ireo olona mampiasa “Compte fake” sy ny fampiasana izany hanakorontanana saim-bahoaka sy ny fiandrianam-pirenena. « Eo koa ny fanondranana volamena tsy ara-dalàna », hoy izy. Voatendry ho “Coordonateur général du conseil consultatif de […]
Atrikasa fanavaozana sy fanovana : Tokony harovana ireo sahy mitoroka
Notanterahina teny amin’ny Artec Andohatapenaka, tao anatin’ny roa andro, ny atrikasa ho fiarovana ireo sahy mitoroka. Nivoitra tamin’izany fa fanavaozana iray afaka manova ny fiainan’ny Malagasy izany. Nisongadina koa fa fiarovana ny tombontsoa iombonana ny fiarovana ireo sahy mitoroka. Mifanindran-dalana amin’ny fankatoavan’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ny « Convention des […]




