Mois : mars 2026

Une autre paire de manches

Il n’aura donc fallu que quelques jours pour trouver le nouveau Premier ministre. Apparemment, il n’était pas très loin. Son nom circulait d’ailleurs depuis un moment dans les coulisses du pouvoir, avant d’être officiellement annoncé dimanche dernier. Désormais, les choses sont claires. On sait ce qui l’attend et il lui […]

Premier ministre Mamitiana Rajaonarison : seuls les résultats comptent

Après la cérémonie de passation de service entre l’ancien Premier ministre, Herintsalama Rajaonarivelo et le nouveau chef du gouvernement, Mamitiana Rajaonarison, hier à Mahazoarivo, ce dernier a annoncé la couleur. « Seuls les résultats comptent, mais non pas le nombre d’activités ». C’est avec détermination que le nouveau locataire de […]

FANTINA sy FINTINA

Nodimandry teo amin’ny faha-67 taonany ny minisitry ny Raharaham-bahiny teo aloha, Randria­mandrato Richard. Efa minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola izy, ary kandidàn’i Madagasikara ho filohan’ny Vaomiera afrikanina. Manampahaizana manokana momba ny fifandraisana iraisam-pirenena sy ny fitantanam-bola ny tenany. Tokony heverina ny hamerenana ireo mpanolotsain’ny Tanàna eo anivon’ny Kaominina Antana­narivo […]

Depiote Liva Rason : “Matoky ny Praiminisitra ny depiote “

“Manana fahatokiana azy ireo solombavambahoaka ma­toa nanolotra azy ho Praimi­nisitra”, hoy ny depiote tsy miankina, Andriamihaja Fano­mezantsoa Yves Georges na Liva Rason, voafidy tao amin’ny distrikan’Ambositra, faritra Amoron’i Mania. Teny Maha­zoarivo, omaly, nandritra ny tafa nataony tamin’ny mpanao gazety ny amin’ny praiminisitra Rajaonarison Mamitiana Jeannot R. sy ny governemanta vaovao […]