Placée sous le thème « Lutte pour la liberté : renouveau du patriotisme », la cérémonie solennelle en hommage aux patriotes tombés lors de l’insurrection du 29 mars 1947 a constitué le point d’orgue de la commémoration de cette date marquante dans l’histoire de Madagascar, sous la férule du président […]
Mois : mars 2026
TSELATRA
Nitrangana fahamaizana teny amin’ny tranon’ny mpianatra, Bloc 4 teo anivon’ny Oniversite Ankatso, omaly. Voafehy fotoana vitsy monja taorian’ny tranga ny afo. Simba ny ankamaroan’ny entan’ireo mpianatra nipetraka tamin’ny efitrano lasibatra. Lehilahy hita faty ka nifatotra rojo vy ny tendany tao Marofototra, Vatomandry, afakomaly. Nataon’ny tomponandraikitra fizahana ny vatana mangatsiakan’io olona […]
Nandroba manamboninahitra : Efa-dahy naiditra am-ponja eny Antanimora
Niakatra fampanoavana, naiditra am-ponja avokoa ireo efa-dahy tratra namaky tranona manamboninahitra misotro ronono iray tao amin’ny fokontany Tanjondava, kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo, ny 26 marsa teo. Nivoaka maraina ny trano fonenany, tamin’ny 4 ora, handeha hamonjy toeram-pitsaboana ny tompon-trano ny alarobia 25 marsa teo. Nanararaotra ireo jiolahy ka nampiasa fitaovana mandeha […]
Miankindoha tamin’ny rôrô: Lehilahy nifamonjena tao am-ponja
Nifamonjena tao amin’ny fonjakely nihazonana azy, omaly, ny lehilahy iray voasambotry ny polisy. Nihetsika tampoka ny filan’ny vatany izay efa zatra niankindoha tamin’ny zava-mahadomelina mahery vaika “heroïne” fantatry ny besinimaro hoe “rôrô”. Nampananosarotra ho an’ny mpitandro filaminana izay mbola misahana ny famotorana azy ny fihetsik’io lehilahy io. Raha atsidika, voasambotry […]
Ambohimiadana-Mahitsy : Lehilahy hita faty tao anaty lavadrano
Lehilahy iray hita faty tao anaty lavadrano, tao amin’ny Toby iray ao Ambohimiadana, kaominina Mahitsy, ny faran’ny herinandro teo. Ilan-kapa no nahafahan’ ny manodidina nahita azy. Lehilahy iray 27 taona hita faty tao anaty lavadrano, tao tao amin’ny fokontany Antsaharatsy, Ambohimiadana, kaominina Mahitsy, ny alakamisy 26 marsa lasa teo. Ny […]




