Voatendry ho lehiben’ny faritra vonjimaika ao Fitovinany Razafitsiandraofa Jean Brunelle. Anisan’ny tapaky ny filankevitry ny minisitra afakomaly, teny Iavoloha, izany. Efa depiote teo aloha voafidy tany Ikongo ny tenany. Efa minisitry ny Fizahantany koa ny taona 2018. Efa kandidà tamin’ny fifidianana filoham-pirenena, ny taona 2023. Notsipahin’ny HCC ny fangatahan’ny filoha […]
Mois : mars 2026
Eveka tao Vatikana ; Maniry ny hitsidihan’ny papa eto amintsika
Any Vatikana, efa andro maromaro izao, ny biraon’ny Fivondronamben’ny evekan’i Madagasikara (Fem). Mitarika azy ireo ny filohany, ny Mgr Raharilamboniaina Fabien. Noraisin’ny papa Leon XIV tao amin’ny biraony izy ireo ka anisan’ny nivoitra tamin’izany ny fanirian’ireo eveka ny hahatongavan’ny papa Ray Masina eto Madagasikara. « Nasaina izy hitsidika antsika. Mbola ho […]
Mizotra tsimoramora
Niaraha-nahita fa efa tafapetraka any amin’ny Fianakaviambe iraisam-pirenena ny tondrozotra ho enti-mitondra ny Tetezamita, misahana ny fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara. Mazava ny resaka fa amin’ny herintaona ny fifidianana izay ho filoham-pirenena. Nokendrena hifanitsy amin’ny fahataperan’ny fotoam-piasan’ny fitondrana teo aloha ihany. Hahazo filoha lanim-bahoaka amin’ny fifidianana ny Malagasy. Araka izany, […]
Kolonely Randrianirina Michaël : “Ahazoana mampihena ny fahantrana ny tontolo iainana”
Mitohy ny fakan-kevitra isan-tsehatra ho amin’ny fikaonandoham-pirenena. Ho an’ny sehatry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy, azo ampihenana ny fahantrana… “Ahoana no hamadihana ny fanambarana ho lasa asa, ahoana no hanovana ny teny ho lasa vokatra azo tsapain-tanana? Sehatra iray ahazoana mampihena tsara ny fahantrana ny tontolo iainana amin’ny […]




