Raha ny voalaza, tokony ho tamin’ny volana janoary teo no voatondro hahatongavan’i Gianni Infantino eto Madagasikara. Hatramin’ny omaly, anefa, tsy mbola nisy vaovao ofisialy ny amin’ny fihaviany na tsia. Anton-diany moa ny hanova ny satan’ny FMF sy hitokana ny Carion. Araka ny fanadihadiana natao omaly, tamin’ny loharanom-baovao iray, efa vita […]
Mois : mars 2026
VAOVAO TAMBATRA
Navoitran’ny mpitatitra manokana ny haratsian’ny lalam-pirenena RN7, indrindra ny eo anelanelan’Antananarivo sy Antsirabe, ny eo Sakaraha hatrany Toliara. Nandritra ny loabarian-dasy ho an’ny fitaterana an-tanety, natao teto Antananarivo, ny talata teo, izany. Fantatra koa fa tsy andoavam-bola ny fiampitana eo amin’ny baka any Ifasy amin’ny RN6. Efa napetraka koa ny […]
Ravinala Airports-2025 : Nihoatra ny 1 tapitrisa ny mpandeha
Niavaka ny zava-bitan’ny orinasa Ravinala Airports ny taona 2025. Nambaran’ny tale jeneraly (DG), Daniel Lefebvre, omaly, nandritra ny fiarahabana nahatratra ny taona ny orinasa, fa tratra ny fetrisa 1 tapitrisa. 1 066 715 ny isan’ny mpandeha ny taona 2025. Nahitana fitomboana 9% io isa io raha oharina ny taona 2024. Ho an’ny […]
Bred Madagasikara: Natsangana ny Tranoben’ny mpandraharaha
Herintaona izao ny nisian’ny banky Bred Madagasikara eto amintsika. Dingana vaovao no nataony satria notokanana, omaly, ny Tranoben’ny mpandraharaha (Maison des entrepreneurs), nantsoina hoe Tranoben’ny PME teo aloha. Vovonana iray entina hanohanana ny fampiroboroboana ny fandraharahana sy ny orinasa tsy ankanavaka, indrindra ireo madinika sy salantsalany (PME, TPME) izy io. […]
Andavanandron-dRamalagasy ; Mahantra ny 4/5 ny mponina any ambanivohitra
Miaina anaty fahantrana ny 4 amin’ny 5 ny mponina any ambanivohitra. Nihamafy izany tao anatin’ny 10 taona farany na dia manana otri-kery ara-pambolena goavana aza i Madagasikara. Mafy ny fahantrana sy ny fahasahiranan’ny mponina any ambanivohitra teo anelanelan’ny taona 2013-2022, araka ny tatitry ny fanadihadiana miisa roa navoakan’ny Banky iraisam-pirenena. […]




