Misy amin’ny vehivavy no menatra raha fantatry ny olona fa mampiasa fomba fandrindrana fiainam-pianakaviana (PF) izy. Mafy ny fanenjehana sy fitsaratsaran’ny fiarahamonina noho ny tsy fahafantarana ny maha zava-dehibe ny fampiasana azy ireny. “Tsy midika ho favetavetana na fijangajangana na hamaolana velively ny fanaovana fanabeazana aizana fa tena fandraisana an-tanana […]
Mois : mars 2026
Herisetra ara-pananahana: Lesoka ny fomba amam-panao sy ny tsy fahafantarana ny zo
Mbola maro ireo tsy mahafantatra ny zo ara-pananahana ka lasa mivadika herisetra izany na eo amin’ny samy mpivady aza. Mbola sakana be koa ny karazana fomba… Nandray anjara tamin’ny dinidinika teny Ivandry mahakasika ny fahasalamana ara-pananahana ny controleur Général de Police, avy ao amin’ny Brigade féminine de proximité (BFP), Randriambelo […]
SOMBIM-BAOVAO
Hifarana ny zoma ho avy izao ny fandraisana ny antontan-taratasy fangatahana izay ho kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasy taranja tenisy. Olona hitondra ny ekipa amin’ny fifaninanana amin’ny fiadiana ny amboara Davis sy ny Billie Jean King. Takina amin’izay ho kapiteny ny fahaizana tenim-pirenena sy ny fifandraisana amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Hisy fifaninanana basikety […]
Motocross – “4h Honda” : Mpilalao renioney efatra handray anjara
Hotanterahina eny Ambohidava, Ambatolampy Tsimahafotsy, ny 14 hatramin’ny 15 marsa ho avy izao, ny fifaninanana hazakazaka ho an’ny kodiaran-droa, ho an’ny Motocross, “4H Honda”, andiany faha-24. Halaviran-dalana 8 kilometatra eo no hifanintsana ary ahitana sokajin-dalao 15 izany. Manodidina ny 90 eo ny ekipa andrasana amin’ity hetsika ity. Araka ny fanadihadiana […]
Rugby – “XXL Top 12”: Nivarina fahatelo ny FTM Manjakaray
Taorian’ny fahavitan’ny andro fahenina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”, nivarina any amin’ny laharana fahatelo ny FTM Manjakaray. Ny faharesena nanoloana ny Cosfa ny anton’izany. Miakatra eo amin’ny toerana faharoa kosa ny CEA Andranomanalina. Mbola mitarika hatrany kosa ny Cosfa (Bebaoty), izay tsy mbola resy, […]




