Après une première série de concertations ayant réuni les forces armées, gendarmerie et police, le processus de Refondation se poursuit. Hier à Ivato, le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, a procédé à l’ouverture officielle d’une nouvelle concertation sectorielle consacrée à l’environnement et au développement durable. Cette rencontre […]
Mois : mars 2026
TSELATRA
Lehilahy iray torana tampoka teny amin’ny toby fiantsonan’ny fiara iray tetsy Ambodivona, omaly atoandro. Raha ny fantatra, niandry sy nipetraka niaraka tamin’ ny olona tao anatiny tao izy. Saingy nianjera ary torana tsy nahatsiaro tena. Efa nentina novonjena haingana tao amin’ ny Espace medicale Ambodivona ny tenany taorian’izay. Namoy ny […]
Ambodin’Isotry: Jiolahy iray lavon’ny balan’ny polisy
Misesisesy ny fisamborana jiolahy ataon’ny mpitandro filaminana tato ho ato. Jiolahy iray indray, maty voatifitry ny polisim-pirenena tetsy Ambodin’Isotry Cité, omaly atoandro, tamin’ny 1 ora sy sasany. Poa-basy niisa efatra no heno sy nanaitra ny mponina teny amin’ny manodidina, tamin’io fotoana io. Lehilahy iray malaza ratsy amin’ny asa fanendahana sy […]
Ankadikely Ilafy: Fatin-jaza hita tao anaty harona
Lohan-jaza sy ny tanany hany sisa hitan’ny fokonolona tao anaty harona plastika teny amin’ny fokontany Ankadikely, kaominina Ankadikely Ilafy, distrika Avaradrano, omaly maraina. Notaritarihin’ny alika io harona nisy ilay fatin-jaza vao teraka io ka tavela teo afovoan-dalana, araka ny fiheveran’ireo nanatri-maso. Nampandre avy hatrany ny manam-pahefana ao an-toerana ny fokonolona. […]
Analamahitsy Tanàna : Tsy nanaiky nanala zaza, vehivavy novonoin’ny sipany
Tsy tana ny ain’ilay tovovavy novonoin’ny sakaizany teny Analamahitsy Tanàna, afakomaly alina. Nanda ny fanerena azy hanala zaza izy ka nakapoka tamin’ny rindrina ny lohany. Voasambotry ny polisy, omaly, ilay lehilahy nahavanon-doza. Nosamborin’ny mpitandro filaminana, omaly, tao Andrononobe, ny lehilahy iray 18 taona namono nahafaty ny sakaizany teny amin’ny fokontany […]




