Sortir de l’isolement diplomatique en plaidant en faveur d’une levée progressive des sanctions de l’Union africaine (UA) contre Madagascar et renforcer les relations bilatérales avec les pays du continent. C’est dans cette optique, le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina , entame sa tournée africaine, à commencer par […]
Mois : mars 2026
Ambohimangakely : Lehilahy maty novonoin’ny vinantony
Nodarohan’ny vinantolahiny nandritra ny fifamaliana, namoy ny ainy taorian’ny ratra nahazo azy, ny raim-pianakaviana iray tetsy Ambohimangakely, ny talata 24 marsa lasa teo. Nivoa-dra ny vavany, naratra ny faritra sasany tamin’ny vatan’ilay raim-pianakaviana namoy ny ainy tao amin’ny fokontany Antanambao, kaominina Ambohimangakely, ny 24 marsa lasa teo. Nifamalimaly tamin’ny vinantolahiny […]
Nanafika banky: Roa lahy tratra, azo ny 20 tapitrisa Ar
Notafihin’ny lehilahy miisa roa ny banky iray eny Anosivavaka Ambohimanarina, omaly atoandro. Nitondra basy izy ireo nandritra izany, ary nambanany tamin’izany ny mpiasa tao amin’ilay banky. Norahonany ho tifirina ireo mpiasa raha tsy manome ny vola takin’izy ireo. Voaroba tamin’izany ny vola mitentina 20 000 000 Ariary. Nampandre ny polisim-pirenena avy […]
Kolikoly nandritra ny fanadinana ho mpitsara : Namidy 1 000 000 Ar ny laza adina iray
Namoaka fanambarana ny Bianco, omaly, momba ny fivoahan’ny laza adina alohan’ny fotoana nandritra ny fanadinana fandraisana mpianatra ho mpitsara. Namidy 1 000 000 Ar ny laza adina iray, araka ny fanadihadiana nataon’izy ireo. Olona enina, mpanao kolikoly mamoaka laza adina mialoha mahakasika ny fanadinana fandraisana mpianatra ho mpitsara (ENMG) andiany faha-21, 2024, […]
Salon du Chocolat et de la Gourmandise: Hotanterahina ny sabotsy izao, ny andiany faha-8
Hotanterahina etsy amin’ny Carlton Anosy, ny sabotsy 28 marsa 2026 ho avy izao, ny « Salon du Chocolat et de la Gourmandise ». Hetsika andiany faha-8, karakarain’ny Wednesday Morning Group (WMG). Hiarahany miasa amin’ny BNI Madagascar. “Anasongadinana ny vokatra eto amin’ny firenena sy hahafahana mamoaka ny talentan’ny Malagasy amin’ny famokarana vokatra vita […]




