Mois : mars 2026

TARATRY NY KANTO

Hanao ahoana ny ho tohiny ? Vita sy tontosa soamantsara ny fankalazana ny Taombaovao Malagasy. Nifanindran-dalana tamin’ny vanim-potoanan’ny Alaha­madibe io fomba amam-panao io (Taombaovao Mala­gasy) tamin’ity taona 2026 ity. Hita taratra ny tsy fitoviam-pijery eo amin’ireo mitonona ho mpivohy azy ireo sy ireo olona na vondrona na antokon’olona, sns, mpanaraka azy […]

Avelo-Nidor : « Nanamanitra ny Zarafanahy ny 21 marsa »

Volana marsa, fanatanterahan’ny Faribolana Sandra­tra ilay hetsika « Zarafa­nahy ». Ho an’ity taona 2026 ity, andiany faha-XIV no no­tontosaina tao amin’ny Cercle Germano-Malagasy GZ, Ana­lakely ny 21 marsa teo. « Tafara-dia tamin’ny An­dro maneran-tany ho an’ny poezia izy tamin’ity taona ity. Hany ka vao mainka nanamanitra ny « Zarafanahy » ny nankalazana azy io, satria, […]

Mage 4 : Rakotra fitiavana Antsahamanitra

Ny ankamaroan’ny hira niainga avy eny an-tsehatra, hiram-pitiavana. Ny hafanana nomen’ny mpijery (nihira mafy, nifamihina…), nanam-porofo ny fifamatoran’ny fitiavana eo amin’ny samy mpijery sy eo amin-dry zareo sy ny tarika Mage 4, sns. Rakotra fitiavana Antsahamanitra. Hita sy tsapa izany nandritra ny fampisehoana notontosain’ity tarika ity, omaly. Fotoana nahitana fa […]

Sarimihetsika sy sarimiaina: Hisy fivoriambe mandritra ny telo andro

Somary nangingina tao anatin’ny taona maromaro ny tontolon’ny sarimihetsika sy ny sarimiaina eto Madagasikara. Ho famohazana izany, hisy ny fivoriambe hifanakalozana, mandritra ny hateloana. Ho fanatsarana ny tontolon’ny sarimihetsika sy sarimiaina malagasy. Hanatanteraka fivoriambe ny mpisehatra, amin’ity herinandro ity. Hotontosaina eto Anta­nanarivo mandritra ny telo andro izany. Hanomboka ny alarobia […]

FANTINA sy FINTINA

Hivoaka sy hampahafantarina anio alatsi­nainy na rahampitso talata ireo minisitra, ho mpikambana eo anivon’ny governemantan’ny Praimini­sitra, Rajaona­rison Mamitiana. Natsidiky ny filoham-panjakana ny herinandro teo izany tetsy Anosy, tamin’ny fiatrehany ny tatitry ny fitsarana momba ny kaonty. Nijoro ireo manamboninahitra lefitra (Coso­fam) noho ny fanahiana korontana sy fifofoana aina eto amin’ny […]