Notontosaina omaly, teny Fiadanana, ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa sy ny fanjakana koreanina ho fanatsarana ny fampianarana niomerika. Nanolotra fitaovana informatika mitentina 400 000 dolara ho an’ny oniversite enina eto Madagasikara ny masoivoho koreanina miasa eto Madagasikara, omaly, teny amin’ny foiben-toeran’ny minisiteran’ny Fampianarana […]
Mois : avril 2026
TARATRY ny KANTO
Hotohizana anio ny « Nofy adala » an’i Babai Lugu. Mbola tsy tafidina tsara avy eny ambonin’ny rahona nisy azy, omaly, izy sy ry Alala ary ny Katsakatsa, dia hiaraka indray amin’ireo miray nofy ao amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Amin’ny 7 ora hariva ity fihaonana ity, izay arahina fivarotana kapila, […]
« Symphonie N°29 »: Velomin’ny Choeur Miangaly
6 avrily 1774, voasoratr’i Mozart ny «Symphonie N°29». Taona 2026, hitondra izany an-tsehatra ny Choeur Miangaly, ahitana mpitendry zavamaneno miisa 20, avy eto Madagasikara sy avy atsy amin’ny Nosy La Réunion. Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny IFM Analakely, ny talata 12 mey izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva. Amin’ny ankapobeny, na […]
Vondrona Eoropeanina : Nomena ny « Loka Shuman » ry Rajery
Fankasitrahana ny zava-bitan’ireo mendrika, avy amin’ny Vondrona Eoropeanina ny “Loka Schuman”. Maromaro ireo malagasy nisitraka izany, ka anisany Rajery. Fankasitrahana iray fanampiny, ho an-dRajery. Efa maro ny nampisongadina ity mpanakanto ity teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, saingy mbola niampy iray izany, omaly. Anisan’ireo malagasy nisitraka ny «Loka Schuman», avy amin’ny Vondrona […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 194 ireo orinasa mpikambana eo anivon’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim), ny taona 2025. Tafakatra 228 kosa ireo vokatra nahazo ny « label » Malagasy Ny Antsika. Porofo izao fa mitombo ny orinasa miditra eo amin’ny sehatry ny ara-dalàna. Manomboka miroborobo ihany koa ny famokarana ho fanandratana avo ny vokatra eto […]




