Mois : mai 2026

Tsipy kanetibe Analamanga: Tompondaka ny ekipan’ny Pac sy ny UBMT

Tontosa ny alatsinainy lasa teo, teny amin’ny Kianja Beton­golo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Anala­man­ga, ta­ranja tsipy kanetibe. Voahoso­tra ho tompondaka, teo amin’ny sokajy lehilahy, ny Pac, nahitana an’i Hery Mo­rondava sy i Balôty ary i Eliot. Resin’izy ireo tamin’ny isa 13 no ho 6, teo amin’ny famaranana, ny eki­pan’ny […]

Fifamindrana mpilalao: Tsy marisika ireo ekipa lehibe, misafidy ny tsy hanova

Fe-potoana dimy andro ihany no nomen’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), ahafahana manao fifindrana mpilalao anatin’ity taom-pilalaovana ity. Samy naneho ny heviny ireo klioba goavana toy ny Fosa, Disciples, Elgeco Plus, CFFA. Navoakan’ny pejin’ny Fe­derasionina malagasin’ ny baolina kitra (FMF), afakomaly, fa efa na­nomboka ny 11 ka hatramin’ny 16 mey […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanokana 23 miliara euros ho an’i Afrika i Frantsa. Hifantoka kokoa amin’ny fampiasam-bola io sorabola io, izay nampitomboina, fa ahena kosa ny fanampiana ara-bola. Midika izany fa ny fiaraha-miombon’antoka na fampiasam-bolan’ny orinasa frantsay no hitombo, manoloana ny fifaninanana ataon’ny firenen-kafa, toa an’i Sina, ny arabo, izay hita miroborobo sy miha […]

Madagascar Airlines : Nanazava ny zava-bitany i Thierry de Bailleul

Nitondra fanazavana ma­hakasika ny fitantanana nandritra ny naha tale jeneraly azy teo aloha tao amin’ny Madagascar Airlines, i Thierry de Bailleul, omaly. Nampa­hafantarany fa vitany ny nanarina ny kaompania nandritra ny 21 volana tamin’ny alalan’ny drafitrasa Phénix 2030. Nokianiny tao anatin’izay ny tsy fietezan’ny rafi-pitantanana nataon’ireo tomponandraikitra samihafa. Nasongadiny fa […]

Tsarakofafa Toamasina : Nomena tany 250 m2 isan-tokantrano ny mponina

Nitohy ny 9 mey teo, tao amin’ny Pact Ambodimanga, ny fihaonana teo amin’ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, sy ny fokonolona. Nifantoka tamin’ny fipetrahana tsy ara-dalàna ny tanin’ny seranan-tsambon’ny Toamasina, ao amin’ny Port Sec faharoa sy ny Port Sec fahatelo, any Tsarakofafa, ny fotoana. Vahaolana sady marimaritra niraisana […]