Mois : mai 2026

Fanadihadiana « nPerf »: Voalohany eto Madagasikara ny tambajotra Yas

Voamarina indray fa voalohany amin’ny famatsiana tambajotra internet eto amintsika ny orinasa Yas, miohatra amin’ireo mpifaninana aminy. Tsy araka ny nieritreretana azy ny Starlink, hatreto. Nivoaka ny fanadihadiana nataon’ny nPerf, matihanina amin’ny lafiny tambajotra (mobile sy fixe) amin’ny fifandraisan-davitra. Mitotaly 71 999 ny isa azon’ny orinasa Yas, raha 51 931 ny an’ny […]

TSELATRA

Notanana vonjimaika any am-ponja ny jiolahy roa voasambotry ny polisim-pirenena teny Anosi­patrana, ny 9 mey teo. Ikoizana amin’ny vaky trano sy famakiana fiara izy ireto. Fiara miisa roa, marika 2CV sy Peugeot 207, kila hotohoton’ny afo tetsy Andravoahangy ambony, ny sabotsy 10 mey teo. Niezaka namono ny afo teny an-toerana […]

Halatra kodiarana tetsy Ambatoroka : Notanana am-ponja ilay mpamily

Nohainoin’ny mpitsara mpanao famotorana teo anivon’ny fitsarana Anosy, notanana vonjimaika any am-ponja, ny lehilahy iray tratra nangalatra kodiarana fiara, tetsy Ambato­roka, ny 8 mey teo. Mpamily fiara iray nangalatra kodiarana fiara hafa saron’ny mpiambina iray teny Ambarotoroka, Bori­bo­rintany faharoa, ny alin’ny alakamisy 7 mey teo. Nanatitra mpiasa avy nanao asa […]

Nahatrarana rongony : Dimy lahy naiditra am-ponja

Niakatra fampanoavana ary notanana vonjimaika any am-ponja ireo dimy lahy nahatraran’ny polisy fonosana rongony am-polony tao Vatofotsy Antsirabe, ny 7 mey teo. Manoloana ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina ao amin’ny kaominina Antsirabe, nanao hetsika manokana ny mpitandro filaminana hisamborana ireo mpanaparitaka izany. Nandritra ny hetsika Mahomby, naharay loharanom-baovao ny polisy fa misy olona […]

Natelin’ny ranomasina tany Morondava : Tovolahy mpianatr’Ankatso namoy ny ainy

Namoy ny ainy tao amin’ny ranomasina manamorona ny torapasik’i Kimony, Morondava, omaly, ny tovolahy iray vao erotrerony. Nilomano niaraka tamin’ny mpiara-mianatra taminy izy. Tsy tana ny ain’ny tovolahy iray 24 taona, mpianatra avy eo anivon’ny Oniversite Ankatso, anivon’ny sampam-pianarana Sociolo­gie, taorian’ny faharendrehany tao anatin’ny ranomasina tao Morondava, omaly maraina. Nanao […]