Mois : mai 2026

Fandaharanasan’ny Fanavaozana : Hanohana ara-bola ny Sadc

Noraisin’ny minisitry ny Fanavaozana ny Repobika, ny Me Razafimanantsoa Hanitra, ireo iraky ny Sadc tarihin’i Joey Bimha teny Antaninarenina, ny zoma teo. Nivoitra tamin’izany ny fanohanan’izy ireo ny fikaonandoham-pirenena. Nampahafantarin’ny mi­ni­sitra tamin’ireto iraky ny Sadc ireto ny tetibola ilain’ny fitondram-panjakana hoentina manatanteraka ny fikaonandoham-pirenena. «Nangataka ny tetibola ilaintsika momba izany […]

Kick Boxing: Lany ho filohan’ny federasionina Rafidison José

Tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana eo anivon’ny Federa­sioni­na malagasin’ny kick boxing. Lany ho filoha Rafidison José. Nafanafana ny fifidiananana natao teny Mahamasina ary naharitra ora maromaro mihitsy izany. Ligy 14 no tonga nanatrika sy nandatsa-bato. Rehefa vita ny fanaraha-maso ny antontan-taratasy rehetra, nirosoana ny fivoriambe sy […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio, eny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny lalao hihaonan’ny Disciples FC Espoir Analamanga sy ny Valahara FC Vakinankaratra. Fihaonana izay tafiditra amin’ny fiodinana faharoa amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra « Yas Coupe 2026. » Hotontosaina rahampitso, ao amin’ny Kianjan’ny Camp Nou, Espaina, ny fihaonanan’ny FC Barcelone sy ny […]

Rugby – Top 12 : Hiady tsy ho gisitra ny Savony sy ny Besetroka

Hotanterahina alahady, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahavalo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “Top 12”. Hanamarika izany ny fifandonan’ny STM (Savony) sy ny UASC Cheminots (Besetroka). Hangotraka ny fihaonana satria hiady tsy ho gisitra ny roa tonta. Raha tsiahivina, mitana ny rambony ny Savony raha […]

“Lalao Olympika 2028” : Mpilalao 40 mahery hifantenana izay ho Barea, vehivavy

Tafiditra anatin’ireo firenena 35 hiatrika ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila roa, hiatrehana ny Lalao Olympika, hatao any Los Angeles Etazonia, i Madagasikara. Hanomboka ny tapaky ny volana jona izao ny fanomanana. “Barea vonona…?”. Ani­san’ireo firenena eni­na hiatrika ny fihodinana voalohany amin’ny ady ta­pakilan’ny Lalao Olym­pi­ka 2028, any Los Ange­les Etazo­nia, […]