Nifarana omaly, teny amin’ ny Oniversiten’Antananarivo, ny Fampirantiana ny fikarohana ho an’ny toekarena sy ny asa, andiany fahavalo. Nofantenana ny voka-pikarohana 40 mahery avy amin’ny toeram-pampianarana valo, eo anivon’ny oniversite mahakasika ny seha-pihariana sy sampam-pikarohana rehetra momba ny toekarena sy ny sosialy. Nandritra ny hetsika, nampifandraisina ny sehatra telo dia […]
Mois : mai 2026
Ady amin’ny mpox: Miara-miasa i Madagasikara sy i Etazonia
Manam-pahaizana momba ny fiparitahan’ny aretina avy amin’ny U.S. Centers for Disease Control and Prevention (CDC), ny Dr. Michael Kinzer. Nanatanteraka iraka nandritra ny efatra herinandro teto Madagasikara izy ary nanampy ireo mpiasan’ny fahasalamana eny ifotony amin’ny fiatrehana ny valanaretina Mpox. Nisy ny fiaraha-miasa isan’andro tamin’ny Cousp, izay rafitra nasionaly misahana […]
Polisy manakaiky vahoaka : Nametrahana kaomisaria ao Ambohidratrimo
Notanterahina omaly ny fitokanana ny kaomisarian’ny polisy Ambohidratrimo, izay kaomisaria zandriny nefa sokajiana ho kaomisaria midadasika indrindra ary ao anatin’ny fitaleavam-paritry ny Polisim-pirenena Analamanga. Nanotrona ny hetsika omaly ny mpanolotsaina avon’ny Fanavaozana, jeneraly Zafitasondry Ranoelison Manantenasoa Marcelin sy ny kolonely Andriamiharisoa Gervais, niaraka tamin’ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, Inspecteur général de […]
VAOVAO TAMBATRA
Niakatra nanomboka ny alatsinainy teo ny vidin’ny entona fandrehitra «Vitogaz». Lasa 33 000 Ar ny tavoahangina 4 kilao raha toa ka 31 000 Ar izany. Vidina 74 000 Ar koa amin’izao ireo entona amin’ny tavoahangy 9 kilao izay 69 000 Ar teo aloha. Ankehitriny, lasa 105 000 Ar raha mbola […]
Olan’ny famatsian-drano : Hiverina ny fitsinjarana rano mifandimby
«Hapetraka eny amin’ny fokontany, manomboka amin’ny herinandro, ny filazana ny rafitry ny fitsinjarana ny rano mifandimby (tour d’eau) eto Antananarivo mba hahafahan’ny isan-tokantrano mandamina ny fotoanany manoloana ny fahasahiranana», hoy ny tale jeneralin’ny Jirama, Rasolomanana Hajatiana. Natao izany mba hiantohana ny fitsinjarana ara-drariny ny isam-paritra. Hatreto, tsy mbola nitombo ny […]




