Mois : juin 2026

Ceni : Hatsangana ny rafitra maharitra fifampidinihana

Nafana ny adihevitra, tsy ampy ny fotoana… Izay no tsapa sy niainana nandritra ny fikaonandoha savaranonando nokarakarain’ny Ceni nandritra ny hateloana teny amin’ny CCI, Ivato, nifarana afakomaly. Manoloana izany: “Nana­pa-kevitra ny Ceni hanohy ny fomba fiasa mangarahara sy andraisan’ny rehetra”, hoy ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry, tamin’ny mpanao gazety, taorian’ny […]

Sahy hanova

  Hanao ahoana ihany ny fikaonandoham-pirenena? Amin’izany, hevitra mandeha etsy sy aroa, ohatra, ny hoe miainga any ifotony, raha tena hanao fanovana na fanorenana ifotony. Ho sahy hiatrika fifidianana, ka ny fifidianana filoham-pokontany no hatao mialoha ny mpanao politika? Aorian’izay, manaraka ny ben’ny Tanàna, dépiote, filohan’ny Faritra… Amin’izay, tsy misy […]

Filoha, Kly Randrianirina Michaël : « Hatreo amin’ny fifidianana ny iraka ataonay »

Nitondra fanazavana ny fito volana nitantanany ny firenena ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kly Randrianirina Michaël. Novaliany tamin’izany ireo fanontanian’ny mpanao gazety momba ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny. Nofaritany tamin’izany ny iraka tanterahany ka anisan’izany ny famaliana ny hetahetam-bahoaka anaty fohy ezaka sy lavitra ezaka. Eo koa ny fitarihana ny […]