Efa misandrahaka ny oniversitem-paritra, toy ny any Sava, Mandritsara, Antsohihy, Menabe, Anosy, Ampanihy, Antsirabe, Itasy… Efa miasa sy mandray mpianatra avokoa izy ireny. Centre regional no nisy tany am-piandohana. Rehefa nitombo ny isan’ny mpianatra dia navadika ho lasa oniversite mahaleo tena tanteraka. Momba ny fanadinana bakalorea, ao anatin’ny fanomanana tanteraka […]
Mois : juin 2026
Fitaovana fitarafana : Nohamafisina ny traikefa amin’ny fikojakojana
Miofana momba ny fitantanana sy fikojakojana ny fitaovana fitarafana, “radiographie”, ny mpikirakira izany, iarahana amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka. Mifandraika amin’ireo fitaovana “radiographie” miisa 50, novatsiana sy napetraka any amin’ireo hopitaly (CHU-CHRR-CHRD) manerana ny Nosy, ny fiofanana. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa « PPSB ». Laharam-pahamehana ny hanamafisana ny traikefan’ireo tomponandraikitra amin’ny […]
Fampianarana ambony : Narindra ny tohana entin’ny mpiray ombon’antoka
Nanatanteraka atrikasa ny minisiteran’ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, omaly, teny Fiadanana. Nentina nandrindra ny tohana entin’ireo mpiara-miasa izany. Nandray anjara avokoa ny oniversite miankina amin’ny fanjakana sy ny IST telo, miaraka amin’ny masoivoho maro, ireo tomponandraikitry ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena, toy ny Pnud, AUF, AFD… « Tanjona ny handrindrana […]
Tarika Fangia Kalo Gasy :Manohy ny fivoizana ny kalon’Imerina
Lasa nanohy ny fianarany any ivelan’i Madagasikara i Voara, fantatry ny maro amin’ny fananana ilay feo manga sy avo ary feno angola. Iray amin’ireo mandrafitra ny tarika Fangia Kalo Gasy izy. “Tsy midika ho fitsaharan’ny tarika amin’ny fivoizana ny kalon’ Imerina akory izany”, hoy i Fifi, rain’i Voara sady miantsoroka […]
« Festival des baleines »: Kolontsaina, ho tosika ho an’ny fizahantany
Manodidina ny volana jolay eo ny fandalovan’ireo trozona aty amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara. Any amin’ny Nosy Sainte Marie no tena mahita maro azy ireo, isan-taona, ka amin’izay koa no mahabe ny mpizahatany. Ho fanomezana tosika izay fahatongavan’ny vahiny izay indrindra no nanaovana ny « Festival des baleines ». Hatao ny 11 hatramin’ny 19 […]




