Niaraka niombom-bavaka teny amin’ny Ekar Ankadievo Miaramino, ny ekipam-pirenena malagasy, taranja kick boxing, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, hatao any Kameronina, manomboka ny 21 jona izao. Ny Maître Rasoanaivo André Kelly no tompon-kevitra sy nitarika azy ireo, miaraka amin’ireo Maitre mandrafitra ny kaomisionina teknika manomana ireo atleta ireo, […]
Mois : juin 2026
Fifanintsanana lalao Olympika 2028: Tafita ny Barea Ladies, miandry azy ireo i Afrika Atsimo
Mitohy ny dia ho an’ny ekipam-pirenena Barea, sokajy vehivavy, amin’ity fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika 2028 ity. Resin’izy ireo tamin’ny isa 1 no ho 0, ny ekipa nasionalin’i Soudan Atsimo. «Tafakatra e…!» Manohy ny diany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika 2028, hatao any […]
VAOVAO TAMBATRA
Mirefy 379 km ny lalana eo Ihosy sy Ambovombe, ao anatin’ny lalam-pirenena RN13. Mitotaly 493 km izany hatrany Taolagnaro, efa vita godirao ny hatreo Ambovombe. Namatsy vola ny fanamboarana ny ampahany Ambovombe-Taolagnaro, mirefy 114 km, ny Vondrona eoropeanina (UE), izay ho vita tanteraka amin’ity taona ity. Tsy mbola fantatra kosa […]
Minisitra Dr. Ramiarison : Laharam-pahamehana ny fitoniana ara-toekarena
Anisan’ireo nitondra fanazavana momba ny fepetra sy ny laharam-pahamehan’ny governemanta, nanoloana ny solombavabahoaka teny Tsimbazaza, omaly, ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanambola, ny Dr. Ramiarison Herinjatovo Aimé. Notsipihiny fa tsy maintsy hatao ny fiarovana ny fahefa-mividin’ny Malagasy sy ny fitoniana ara-toekarena. Fanampin’izany, hafainganina ny famoahana ireo famatsiam-bola sy ny […]
Angovo: Hamatsy solika antsika i Nizeria
Nitondra zava-baovao ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika (PRRM), ny kolonely Randrianirina Michaël, nandritra ny fahatongavany teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny alatsinainy 8 jona teo. Nambarany fa zava-dehibe ny dia natao tany Nizeria, satria nisy ny fifanarahana, izay nankatoavin’ny fanjakana nizeriana amin’ny hamatsiana solika an’i Madagasikara. Hatao tsy ho ela ny […]




