Hotanterahina anio sy rahampitso alahady ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Anisan’ny fihaonana hisongadina ny ao amin’ny kaonferansy Avaratra, hifanandrinan’ny Cosfa sy ny Ajesaia. Ekipa efa diso mifankahalala tsara ny roa tonta. Tsy vao izao fa efa imbetsaka nifanandrina. Nifandimbiasana ny fahazoana fandresena ka ity no kihon-dalana isarahana.
Tompondaka
Kaonferansy Atsimo
Sabotsy 17 febroary – Kianja Elgeco Plus Stadium
02 : 30 : CFFA vs 3FB Toliary
Alahady 18 febroary – Kianja Manakara
02 : 30 : Dato FC vs Disciples FC
Kianja Elgeco Plus Stadium
02 : 30 : Inate FC rouge vs Mama FC
Kianja Ampasambazaha Fianarantsoa
02 : 30 : Zanakala FC vs Elgeco Plus
Kaonferansy Avaratra
Sabotsy 17 febroary – Kianja Ambatondrazaka
02 : 30 : AS Fanalamanga vs ASA Diana
Alahady 18 febroary – Kianja Mahitsy
02 : 30 : Cosfa vs Ajesaia
Kianja Alarobia
02 : 30 : Uscafoot vs Fosa Juniors
Kianja Rabemananjara Mahajanga
02 : 30 : Tsaramandroso FC vs KFCA Diana