Mampitombo ny fidiram-bolan’ny tantsaha ny fambolena « orge », akora fototra hanamboarana labiera. Mitaraina, ankehitriny, ny mpamboly any Fianarantsoa. Nihena ny tinady, izany hoe, ny famandrihana ataon’ny mpandray ny vokatra, ka voatery nahena koa ny velaran-tany ambolena « orge ». Voafetra ho 850 ha sisa ny fitambaran’ny velaran-tany, raha 1 200 ha teo aloha. Nihena, […]
Auteur/autrice : Adnews
Tantsambo ara-barotra: Asa misokatra ho an’ny rehetra
Manentana ny hidiran’ny vehivavy ho manamboninahitra tantsambo ara-barotra ny AOMMM, hampivoarana ny fahaiza-manaony sy hampifandanjana ny miralenta ao anatin’ny sehatra sy hanaporofoana fa asa misokatra ho an’ny rehetra ny asana tantsambo ara-barotra. “Asa misokatra ho an’ny rehetra ny tantsambo ara-barotra”, araka ny fanambarana nataon’ny fikambanan’ny manamboninahitra tantsambo ara-barotra eto Madagasikara […]
FANTINA sy FINTINA
Nanolotra fanampiana 110 tapitrisa Ar ho an’ireo traboina ny fikambanan’ny orinasa sinoa. Natao ho an’ny faritra Atsinanana izany, araka ny nambaran’izy ireo raha noraisin’ny filoham-panjakana, teny Iavoloha, izy ireo ny faran’ny herinandro teo. Nambaran’ity fikambanana ity fa famaliana ny antso nataon’ny fitondrana izao. Tsy tokony hatao fitaovana hitadiavana seza ny fikambanan’ny […]
Ny filohan’ny RDS, Andrianirina Fetison : « Tsy fanovana anarana fotsiny ny fanavaozana »
Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sy sosialy (RDS), Rakoto Andrianirina Fetison. Anisan’ny noresahany ny momba ireo dingana hirosoana ato ho ato. « Tsy fanovana anarana na rafitra fotsiny ny fanavaozana. Ilaina ny fananganana fitokisana vaovao eo amin’ny fitondrana sy ny vahoaka », hoy […]
Maika (t)sy faingana
Hanao ahoana ny ho tohiny sy faran’izao toe-draharaham-pirenena izao? Mbola misy ny tsy mampitovy hevitra be ihany. Eo, ohatra, ny fiarahamonina sivily na antoko sasany, miady sisika hatrany ny amin’ny tokony hisian’ny fifampidinihana sy marimaritra iraisana ny amin’izay rafitra sy fitondrana ny Tetezamita. Mba tsy handeha ila ny fanapahan-kevitra […]




