Taorian’ny fitrotroana am-bavaka ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, tetsy amin’ny kianjan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, tonga teny Ivato indray ireo vadin’ny mpanolotsaina avon’ny filohan’ny fanavaozana ny Repoblika sy ny lehiben’ny faritra Analamanga, Raharinirina Clémence, ny faran’ny herinandro teo. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fanamarihana ny Andron’ny vehivavy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiahiana ara-tsakafo : Nahomby ny tetikasa Magnovasoa
Notombanana ny herinandro lasa teo, ny tetikasa Magnovasoa, momba ny fanamafisana ny fahafaha-miatrika ho an’ny fiahiana ara-tsakafo sy ny fanjarian-tsakafo. Nanatontosa ny tombana ny Pam sy ny Unicef ary ny Ofisim-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo (ONN), izay manantanteraka ny tetikasa rahateo ho an’ny faritra telo iasana. Natomboka ny taona 2023 amin’ny […]
Fanatsarana ny zon’ny vehivavy: « Ho laharam-pahamehan’ny politikan’ny Fanjakana »
Notanterahina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fankalazana ofisialy ny “Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy”, omaly. Nitarika izany ny vadin’ny filohan’ny Fanavaozana Randrianirina Elisa. Nanome voninahitra ny fotoana ny vahiny manan-kaja avy any Centrafrique. Tontosa omaly, teny Mahamasina ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy. Nisy ny […]




