Haharitra herinandro ny fikojakojana ny milina DG2 ao amin’ny Afripower Mandroseza. Tara roa taona ny fikojakojana ara-teknika, ka antony hanatanterahana izany amin’izao fotoana. Tanjona ny hiantohana ny fitaovam-pamokarana, indrindra mandritra ny vanim-potoan’ny haintany. Marihina fa mahatratra 40MW ny herinaratra azo avy amin’ny tobim-pamokarana herinaratra avy ao Mandroseza. Handefa milina mpamokatra […]
Auteur/autrice : Adnews
The Anja Reserve Lodge : Anisan’ny hotely tsara indrindra aty Afrika
Vao nisokatra roa taona monja, voasokajy ho anisan’ny trano fiantranoana sy fisakafoana tsara indrindra aty Afrika sy ranomasimbe Indiana ny The Anja Reserve Lodge & Restaurant. Any Anjaha, akaikin’Ambalavao, faritra Matsiatra Ambony, manamorona ny lalam-pirenena RN7 no misy azy. Laharana faha-14 ny filaharany, araka ny fanasokajiana Travellers’ Choice Best of […]
Foaran’ny fampindramam-bola : Hanohanana ireo mpandraharaha
Hatao eny amin’ny CCI Ivato, ny 10 sy 11 jolay 2026 izao, ny andiany faharoa amin’ny “Foaran’ny fampindramana sy fampiasam-bola” (Foire aux crédits et investissement). Izay karakarain’ny Assist & Co. Nampitondraina ny lohahevitra hoe: “Finance et technologie”. “Tsy afa-miala amin’ny teknolojia intsony isika ary izany indrindra no avoitra amin’ity taona […]
Famokarana : 70 tapitrisa dolara hanarenana ny Siranala
Andrasana ao anatin’ny telo herinandro ireo vahiny mpampiasa vola hanao fanadihadiana ara-teknika ny orinasa Siranala (Sucrerie industrielle d’Analaiva) ao amin’ny Faritra Menabe. Hetsika tafiditra amin’ny dingana voalohany hanarenana ity orinasa malagasy mpamokatra siramamy ity. Mitentina 70 tapitrisa dolara ny fampiasam-bola ilaina amin’ny dingana voalohany, tetikasam-panarenana ny orinasa. Haharitra 18 ka […]
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny, nandalo tany Morondava, Faritra Menabe, ny fiandohan’ny herinandro teo, fa vonona izy hanampy ny Faritra. Amin’ny alalan’ny fahatongavan’ireo depiote 40 any ho any voafidy tany an-toerana tonga tamin’ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana izany. Manan-danja ny tontolo iainana ary tsy zanak’Ikalahafa i […]





