Nitohy tany Maintirano, any Melaky indray ny famelabelaran-kevitry ny antoko Malagasy miara-miainga. Nambaran’ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo tamin’izany fa tsy mahita ny olana eny ifotony ny fanjakana foibe. Ilaina ny mifampihaino sy manadihady, mba hisorohana ny tahaka ny mahazo ny sehatry ny lavanila, araka ny nambarany. “Olana eto amintsika ny fiheveran-tena […]
Auteur/autrice : Adnews
Kardinaly Tsarahazana Désiré: “Mibebaha ary atsaharo ny fihatsarambelatsihy”
Tsy nitsitsy fitenena ny kardinaly Tsarahazana Désiré, tamin’ny lahateny fohy nataony tany Boriziny, omaly. Nitodika amin’ny mpitantana isan-tokony sy ny vahoaka ary ny kristianina ny tenany tamin’izany . “Aoka isika aty ambany ka hatrany ambony, hibebaka fa tsy afaka handroso haingana ny firenena. Ilaina ny famelan-keloka sy ny mamindra fo […]
Antaninarenina : mirongatra ny fanendahana, tontakely roa voasambotra
Tratran’ny polisy, taorian’ny fifanenjehana teny Antaninarenina, omaly maraina, ny tontakely roa lahy malaza ratsy amin’ny harom-paosy. Polisy nanao fisafoana teny an-toerana no nanatonan’ny olona iray tratran’ny harom-paosy. Nilaza izy fa teo amin’ny zaridainan’Antaninarenina no nisy nangarona ny paosiny ka lasan’ireo olon-dratsy ny findainy sy ny kara-panondrony niaraka tamin’ny vola. Nohamafisiny […]
Toamasina : Basy mahery vaika latsaka teny amin’ny jiolahy
Karazam-basy tsy mbola fampiasa eto ity hitan’ny mpitandro filaminana tao amin’ny lalana mihazo an’i Mangarano, Toamasina I ity, ny alin’ ny zoma 14 avrily teo. Tamin’ny 8 ora sy sasany alina, raim-pianakaviana iray hamonjy fodiana nitondra moto no nosakanan’ny jiolahy roa lahy tao Ambalamanasy. Nitondra basy ireto olon-dratsy ka nanome […]
Ambovombe: tratra ireo malaso mpanafika sady mamono olona
Voasambotry ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-pileovana Androy, tao Ambondro, distrikan’Ambovombe, ny sabotsy teo, ireo dahalo fito voarohirohy ho tompon’antoka tamina raharaha fanafihana narahina vono olona. Raha ny tatitra nampitain’ny zandary, anisan’ireo dahalo atidoha nikotrika ny famonoana an’i Manoanga tao Lamitihy, fokontany Ambondro, ireto dahalo ireto. Misy amin’izy ireo no […]




