Auteur/autrice : Adnews

Praiminisitra Ntsay Christian: “Malalaka ny fanehoan-kevitra eto Madagasikara”

Nitondra fanazavana ny raharaham-pirenena ny Praiminisitra Ntsay Christian, omaly. Nambarany tamin’izany fa mipetraka ny demokrasia eto amintsika. “Isika ihany no mahatsapa fa malalaka dia malalaka ny fanehoan-kevitra eto Madagasi­kara. Ny mpanao politika na vondron’ny mpanao politika na vondron’ny antoko politika malalaka amin’ny fitenenana. Mampiseho izany fa mala­laka ny fanehoan-kevitra politika […]

Trail d’Ibity: la 7e édition fixée au 2 avril

La septième édition du Trail d’Ibity, se profile à l’horizon, organisée par l’As­sociation Antenna Tech­nologie Antsirabe (ATA) en collaboration avec la ligue régionale d’athlétisme de Vakinankaratra, le 2 avril. Une centaine de participants seront attendus au pied de la montagne d’Ibity, situé à 25 kilomètres au Sud d’Antsirabe. La compétition […]