Tsy mitsahatra mitombo ny tahan’ny tsy an’asa eto Madagasikara. Tsy maharaka ny fitombon’ny mponina afaka miasa ny tolotr’asa. Mahazo vahana hatrany noho izany ny tsy manara-dalàna (informel) amina sehatra maro. Hatramin’ny 80 % amin’ ny olona afaka miasa no tsy an’asa eto an-toerana. Maivana ny tolotr’asa eto an-toerana, tsy misy […]
Auteur/autrice : Adnews
Vita ny gropy fahefatra: mamokatra 120 MW Andekaleka
Nanomboka tamin’ny desambra 2022 ny fampidirana ao anatin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA) ny herinaratra vokarin’ny gropy vaovao fahefatra (G4) miainga avy any Andekaleka. Nahomby ny andrana natao nandritra izay iray volana izay, ka efa afaka miasa araka ny tokony ho izy ity G4 ity. 32 MW ny tanjaky ny herinaratra vokariny, […]
Raharaham-barotra: mitaky rafitra manokana ireo sendika
Mitaky rafitra manokana mba hisahana ny varotra sy ny fanjifana ireo sendika sy vovonana eo anivon’ny departemanta. Maniry ny hitovy lanja amin‘ny mpiasam-panjakana rehetra ireo teknisianina eo anivon’ny ministera raha mieritreritra hanova ny fitantanan-draharaham-panjakana ny mpitondra. Noho izany, nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety teny Analakely izy ireo ny zoma […]
Ora-mikija: tapaka tanteraka ny lalampirenena fahefatra ( RN4)
Araka ny tatitra natao nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 18 janoary teo, nihazakazaka ny fahasimban’ny lalam-pirenena eto amintsika. Anisan’ny nahatonga izany ny tsy fanajan’ny mpitatitra ny fetran’ny lanjan’entana tokony hoentiny. Manampy trotraka koa ny vokatry ny ora-mikija amin’ny vanim-potoana toy izao. Maro ny lalana tapaka. Nokaohin’ny rano ny lalam-pirenena […]
Efa noravaravana: tratra tao an-tranon’ireo jiolahy ny moto halatra
Mirongatra ny halatra moto ao Toamasina amin’izao. Telo lahy no indray saron’ny polisy tao an-toerana afakomaly. Voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra miharo vaky trano izy ireo. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, nisehoana halatra miharo vaky trano tao amina tokantrano iray ao Toamasina. Jiolahy maromaro no tompon’antoka tamin’izany. Entana maro samihafa […]




