Auteur/autrice : Adnews

Minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina : « Fanatontosana fomba ara-pinoana… Tsy tokony hisy ny fifanitsahana »

Manoloana ny zava-niseho teny Ambohimanga, ny 29 desambra 2022 teo, nanao fanambarana tamin’ny alalan’ny tale misahana ny fifandraisana amin’ny daholobe, ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. «Manoloana ny tranga niseho teny amin’ireo doany eny amin’ny Vohitr’ Ambohimanga farany teo ka nanaovan’ny tobim-pifohazana diabem-panafahana dia mahatsiaro ho manana adidy ny minisiteran’ny […]

Razanamahasoa Christine : miantso fitoniana eto amin’ny firenena

Nirary soa sy fahombiazana ombam-pahasalamana ho an’ny vahoaka Malagasy ny filohan’ny Antenimierampi­re­nena, Razanamahasoa Chris­tine. Nosinganiny manokana koa ireo solombavambahoaka namany rehetra sy ireo mpiara-miasa rehetra eny amin’ny lapan’i Tsimbazaza. “Mba ho taona zina anjakan’ny filaminana, fitoniana, fifankatiavana anie ity taona vaovao ity ary ho eo ambany fitahian’ Andri­a­ma­nitra izany”, hoy […]

Filohan’ny FJKM : “Hitsilo ny diantsika ny hafatra feno fahendrena…”

Nirary soa ny vahoaka sy ny kristianina koa ny eo an­ivon’ny FJKM, amin’ny ala­lan’ny filohany, ny mpitandrina An­­driamahazosoa Irako Am­mi, amin’izao taona vaovao izao. “Misaora ny Tompo ry fanahiko. Miarahaba antsika mba ho feno ny fahasoavan’ Andriamanitra. Homba antsika ary hitsilo ny diantsika amin’ity taona ity ny hafatra feno fahendrena […]

Fiatrehana fifidianana : mila fijery lavitra ny fanovana

Hatramin’izao, efa ao anatin’ny taom-pifidianana, mitaky hatrany ny tokony hanovana ny firafitra na ny mpikamban’ny rafitra mpikarakara sy mpikirakira fifidianana ny mpanohitra sasany. Mbola azo tanterahina sy mety ho vita ve izany? Nefa takiana koa ny tsy hanalavana ny fe-potoam-piasan’ny mpitondra am-perinasa. Tsy vitan’izany, hanaiky sy ha­nao izany ve ireo […]