Auteur/autrice : Adnews

Des députés budgétivores !

Alors que les étudiants de l’ENS sortent de leurs gants, le forfait de Madagascar aux jeux de la CJSOI à Maurice fait encore couler beaucoup d’encre et la vidéo de Lalie suscite des émotions et d’indignation sur les réseaux sociaux… du côté de Tsimbazaza, un autre film à rebondissement inattendu, […]

Fiavian’ny fety: tafakatra 20.000 Ar ny kilaon’ny vatomamy

19 andro mialoha ny fiatrehana ny Krismasy, tsy mbola taitra amin’ny fividianana firavaka sy ny vatomamy ny olona. Hita taratra teny amin’ny tsenaben’Analakely izany, omaly. Na izany aza, manomboka miakatra tsikelikely ny vidin-javatra. Tafakatra manodidina ny 20 000 Ar mahery ny vidin’ny vatomamy, raha manodidina ny 15.000 Ar amin’ny andavanandro. Manodidina […]