Tsy aretin’ny zokiolona na ireo efa mahazo taona intsony ny diabeta fa efa mahazo ny ankizy sy ny tanora ihany koa io toe-tena io ankehitriny, hoy ny ao amin’ny Amadia. Hisy, araka izany, ny hetsika karakaran’ity ivontoerana mandray an-tanana ny olona diabetika ity ny asabotsy 10 desambra izao ho an’ireo […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsenan’Analakely : nanadio ny lalana ny mpivarotra sy ny kaominina
Toy ny fanaon’ny fikambanana isam-bolana, nisy ny fanadiovana faobe natao nanomboka teny amin’ny Zaimaika hatreny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, ny omaly 6 desambra. Ho fisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina sy ny fahatsapan’ny fikambanan’ny mpivarotra eny amin’ny faritr’Analakely (Fimpizoa) ny anton’izany. Hetsika notanterahina niaraka tamin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) izay ny manohana […]
Nitokona ny mpianatry ny ENS: raikitra ny doro kodiarana tetsy Ampefiloha
Mitaky ny handraisana azy ireo ho mpiasam-panjakana ny mpianatra “normaliens” vita fiofanana. Nanapa-dalana tetsy Ampefiloha izy ireo, omaly. Nanomboka omaly ary tsy hijanona intsony ny hetsika fitokonana raha tsy tafavoaka ilay décret vitan’ny tomponandraikitra rehetra sonia manambara fa hatao laharam-pahamehana ny fandraisana ny mpianatra nivoaka tao amin’ny Ecole normale supérieure […]
Tenisy – Mada 2022 : manjaka i Vakinankaratra
Nitohy omaly talata, tao amin’ny kianja Acmil Antsirabe, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy. Raha ny vokatra, saika nandresy avokoa ireo mpilalao avy amin’ny ligin’i Vakinankaratra, mpampiantrano, eo amin’ny sokajy “veterans”, izay nahazoan’izy ireo fandresena miisa 4. Anisan’izany, i Mampianina, nandavo an’i Eric avy any Antsinanana, tamin’ny seta […]
Basikety-Africa Cup 3×3 : nahazo fankasitrahana ny Ankoay lahy sy vavy
Tompondakan’i Afrika, taranja basikety 3×3, ny Ankoay lehilahy, tompondaka lefitra kosa ny Ankoay vehivavy. Vokatra tsara misongadina amin’ny tantaram-pirenena sy ny tontolon’ny fanatanjahantena malagasy izany, raha ny nambaran’ny filohan’ny Federasiona malagasy ny basikety, Ramaroson Jean Michel, tetsy Mahamasina. Mpilalao lehibe teo anivon’ny FMBB avokoa izy 8 mianadahy ireto izao nahazo […]




