Il y a des faits qui méritent que l’on s’y attarde. Ces derniers temps, les fonctionnaires sont plutôt chouchoutés, mieux considérés. Après avoir touché la prime de fin d’année dans une explosion de joie, ils ont bénéficié d’une augmentation de salaire de 14%, loin d’être anodine dans le contexte socioéconomique […]
Auteur/autrice : Adnews
Assises militaires: l’armée veut redorer son blason
L’heure de la refondation a aussi sonné pour la Grande muette, longtemps accusée d’être à la solde des régimes successifs « autoritaires », une force de répression et derrière les « coups d’Etats » qui ont secoué l’histoire de la République de Madagascar. Cette réforme en profondeur est à l’ordre […]
TSELATRA
Lehilahy telo naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora, omaly, taorian’ny fampanoavana teny anivon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Anosy. Tratran’ny polisy nifoka sy nivarotra rongony teny Analamahitsy ny roa tamin’izy ireo, ny alakamisy lasa teo. Nanonona lehilahy iray tompon’entana ireto farany. Nosamborina izy rehetra, ary izao naiditra am-ponja izao. Hita omaly maraina, tany […]
Nilatsaham-potaka: Raim-pianakaviana 65 taona namoy ny ainy
Lehilahy iray, 65 taona, maty nilatsaham-potaka teny an-tampon-tanety, tany Amparihibe, kaominina Ambatomanoina, distrika Anjozorobe, afakomaly, tamin’ny 2 ora tolakandro. Mpandalo no nahita olona nitsirara teo amin’ny arabe ka nampandre ny sefo fokontany sy ny mponina tany an-toerana. Vory lanona ny fokonolona, tonga teny an-toerana ihany koa ny havan’ny niharam-boina. Olona […]
Toamasina II : Jiolahy efatra lavon’ ny balan’ny polisy
Manao ranolava ny asan-jiolahy ao Toamasina. Jiolahy miisa efatra indray niara-maty, lavon’ny balan’ny polisy, tany an-toerana, omaly alina. Nitondra anarana “Bandes de 6” ireo olon-dratsy ireo. Nikasa hanafika mpandraharaha iray ao Antanandava Toamasina II, ny andian-dehilahy miisa enina, nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika, toy ny basy lava “fusil à pompe”. Nampandre […]




