Auteur/autrice : Adnews

Festival Jôkôsô: haneho ny talentany ireo sangany amin’ny hatsikana

Hiaraka haneho ny talentany mandritra ny “Festival Jôkôsô” ireo mpanakanto amin’ny hatsikana sy fampihomehezana efa matihanina sy andrarezina. Fa eo koa ireo tanora vao misondrotra nefa tsy mena-mitaha amin’ny hafa. Tsy lany olona manan-talenta i Madagasikara. Hatao ny 18 hatramin’ny 25 septambra ho avy izao, eto Antananarivo sy Toamasina, ny […]

Ligue des Champions: la FCJE dénonce des chants antisémites et islamophobes avant Real-Inter

Une nouvelle polémique sur les discours de haine dans le football espagnol a éclaté mercredi autour du stade Santiago-Bernabéu. Des chants attribués à un groupe de jeunes supporters du Real Madrid, proférés avant la rencontre face à l’Inter Milan, ont provoqué une réaction ferme de la Fédération des communautés juives […]

Vaovao tambatra

 Mihoatra ny 100 dolara ny vidin’ny barila amin’­ny Brent amin’izao fotoana, noho ny fihenjanana any Moyen-Orient sy ny fahatapahan-draharaha eo amin’ny fitaterana an-dranomasina. Sambany, hatramin’ny volana jolay, no nisian’ny fiakarana toy izao ka mampanahy sahady ny fiakaran’ny vidim-piainana, indrindra eo am-piandrasana ny fanapahan-kevitry ny Banky foibe lehibe momba ny tahan-janabola […]

EITI: omena lanja ny Fiaraha­monim-pirenena

Namita iraka teto Madagasikara, ny 7 – 11 septambra teo, ny delegasionina avy ao amin’ny Rafitra finiavana hametrahana ny mangarahara amin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany vaventy (EITI). Delegasionina nahitana ny lehiben’ny iraka ara-politika EITI, Khamal Clayton, ny mpanolotsaina ho an’i Afrika miteny frantsay, Rakotoseheno Solofo, ary i Papa Alioune Badara […]