Tafakatra 6 700 taonina (t) ny lohamenaka naondran’i Madagasikara nandritra ny 11 volana voalohan’ny taona 2025. Nampidi-bola hatrany amin’ny 452, 3 miliara Ar izany sady porofo fa manomboka miverina tsikelikely ny lanjan’ny lohamenaka malagasy. Ny volana avrily no tena betsaka ny vokatra naondrana izay nahatratra 1000 t sy nisanda 60,1 […]
Auteur/autrice : Adnews
Ady amin’ny fahatapahan-drano: Nahazo milina miisa 14 ny Jirama
Mijanona ho sakana amin’ ny famatsian-drano isan-tokantrano ny fahatapahan’ny herinaratra, antony indrindra nahatonga ny minisitry ny Rano, ny fanadiovvana ary ny fidiovana, Dr Razafindrianiaina Minosoa, nanolotra ireo milina famokarana herinaratra miisa 14 ho an’ny Jirama hiantohana ny famokarana rano fisotro madio. “Manomboka amin’ny 5kVA ka hatramin’ny 500 kVa ny tanjak’ireo […]
Vokatra hafarana : Hanokatra fanadihadiana ny ANMCC
Hanokatra fanadihadiana mahakasika ny fidiran’ireo entana avy any ivelany, izay mitobaka eny an-tsena sy heverina fa hanohintohina ny famokarana sy ny fifaninana ara-barotra eto an-toerana ny ” Autorité nationale chargée des mesures correctives commerciales” (ANMCC). Voakasika ao anatin’izany ireo fantsona vita amin’ny plastika, ireo akora fampiasa amin’ ny fanamboarana mofomamy […]
Fikaonandoham-pirenena ara-toekarena : Hifantoka amin’ny fampandrosoana ny sehatra tsy miankina
Hotanterahina ny 19 janoary ny fihaonambem-pirenena ho an’ny fanarenana ny toekarena. Handray anjara amin’ izany avokoa ny sehatra tsy miankina rehetra, fotoana iray hihainoana ny hetahetan’izy ireo ho fanarenana ny toekarena. Nisy, araka izany, ny fihaonana stratejika teo amin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy miankina […]
FANTINA sy FINTINA
Misy misovoka ao anaty fitondrana amin’izao, araka ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voafidy tany Mahajanga II, Ramananarivo Orlando. Mila jerena akaiky sy hanapahan-kevitra ny momba izay. Maro ireo fanaratsiana mandeha, manimba endrika ny fitondrana. Sarotiny ry zareo izay manohana an’izao fitondrana mijoro izao. Maro ireo olona tratra sy voasaringotra […]




