Auteur/autrice : Adnews

Fampandrosoana : Hanohana ny Faritra rehetra ny Praiminisitra

Vonona ny Praiminisitra hanohana ny faritra Anala­manga sy ny faritra rehetra eto Madagasikara amin’ny fampiharana ny fandraisana fahefana marina, ny fanomezana fanampiana ary ny fanohizana ny ady amin’ny heloka bevava eo amin’ny sehatry ny toekarena. Izay no anisan’ny nisongadina tamin’ny fitsidi­han’ny lehiben’ny Faritra Ana­lamanga, Raharinirina Clé­mence, ny Praiminisitra Raja­onarivelo Herintsalama […]

Mifanaraha tsara aloha !

  Asa aloha raha vazaha mody miady satria izay pai­kady hitondrana azy, na tena samy mitondra ny lohany izy rehetra. Manahirana mihitsy ny mikirakira ny vaovao sy mitondra izany ho an’ny vahoaka. Mbetika ity, mbetika izaroa. Tena marina raha hay izay tiana hatongavana sy tena marina. Ny mahalasa ny saina […]

Minisi-panjakana Razafimanantsoa H. : “Vitaina amin’ity taona ity ny fikaonandoham-pirenena”

“Tsy maintsy vita alohan’ny faran’ny taona 2026 ny fikaonandoham-pirenena”, hoy ny minisi-panjakana eo anivon’ ny fiadidiana misahana ny Fanavaozana ny Repoblika, Razafimanantsoa Hanitra, tamin’ny mpanao gazety, teny Antaninarenina, omaly. Efa vita ny tombana ny zava-misy, fa ny fomba hanatanterahana azy izao. Fametrahana ny foto-kevitra sy ny fomba fiasa ary ny […]