Auteur/autrice : Adnews

Herisetra an-tsekoly : Mety hitarika hatramin’ny famoizam-po ho an’ny ankizy

Tsy mora ny iatrehan’ny ankizy sy ny tanora ny karazana herisetra any an-tsekoly. Mety hiafara amin’ny famoi­zam-po izany rehefa tena mafy ny fanafihana. Nanaitra ny sain’ny ray aman-dreny ny fiparitahan’ny vaovao mahakasika ilay ankizy niharan’ny herisetra an-tsekoly ka tra­tran’ny fahakiviana ary mahatsiaro ho very hevitra ka tsy mahafantatra ny tokony […]

VAOVAO TAMBATRA

Hotanterahina any Bénin ny 17 sy 18 Janoary ny dingana famaranana ny Tekbot Robotic Challenge (TRC). Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ity fifani­nana iraisam-pirenena ity ny ekipa Innovator. Hanason­gadina ny fahaiza-manaony ara-teknolojia mandritra ireo fotoana ireo ny ekipam-pirenena. Tafakatra 731 500 taonina ny vary nafaran’i Madagasikara nandritra ny 11 volana voalohan’ny […]

Taona 2026 : Ho taona ny asa sy ny vokatra ho an’ny MIDSP

Hifantoka amin’ny fahombiazana sy ny fampitomboana vokatra ny minisiteran’ny In­dostria sy ny Fampandro­soana ny Sehatra Tsy Mian­kina (MIDSP). Nivoitra izany nandritra ny fananganan-tsaina voalohany nataon’ny minisitra Rasoarahona Andriniaina sy ireo mpiara-miasa aminy. Nantitranterina fa hitohy sy hohamafisina ny asa sy ny hetsika rehetra ataon’ny minisitera, izay mifanaraka amin’ ny paikady […]