Auteur/autrice : Adnews

Halatra moto: telo lahy naiditra am-ponja

Nanao sakan-dalana amin’ny alina teny amin’ny fokontany Vahilava, distrikan’Atsimondrano ny polisy, saron’izy ireo, ny telo lahy nitaingina moto iray, ny alin’ny alatsinainy 7 septambra lasa teo. Nahatazan-davitra an’ireo mpitandro filaminana nanao ny asany, nandositra avy hatrany izy telo lahy. Nariany teo afovoan-dalana ny moto scooter marika Yamaha. Nanara-dia ny polisy […]

Lozam-pifamoivoizana eto an-drenivohitra: mila mitandrina amin’ny bisikileta sy ny moto

Voalazan’ny mpamily fa niala bisikileta no nahafatesana olona efatra, teny amin’ny tonelina Ambohidahy, afakomaly. Nifandona tamin’ny moto ihany koa ny bisikileta nipoitra tampoka teny Soavimasoandro. Mila mitandrina ny mpampiasa lalana. Nitondra ny heviny, tamin’ ny alalan’ny vadiny, ilay mpamily taxi-be tra-doza tetsy amin’ny tonelina Ambohi­dahy, afakomaly. « Niala bisikileta tampoka no […]

Judo – Championnats du monde vétérans: deux athlètes de la Diaspora malgache sur le tatami

Deux semaines avant les Championnats du monde de vétérans, du 20 au 24 septembre à Sarajevo, en Bosnie-Herzégovine, le judo malgache retrouve un éclat particulier. Deux de nos compatriotes expatriés s’apprêtent à enfiler le judogi pour défendre l’honneur du pays. Ivan Marc Hery Randrianjohany et Thierry Paul Nicolas Ralala évolueront […]

Handball – Championnats de Madagascar: My-Sah HBC et Littoral SC Atsinanana conservent leur trône

Clap de fin sur les championnats de Madagascar de handball seniors au Palais des Sports de Mahamasina. Au terme d’une compétition intense, l’équipe féminine de My-Sah HBC Itasy et la formation masculine du Littoral SC d’Atsinanana ont brillamment conservé leur couronne nationale. Chez les dames, la finale a tenu toutes […]