Hofaranana eny Ivandry, anio, ny tetikasa « Mamiratra ». Nifarimbonan’ny fikambanana Cœur des bénévoles sy ny fikambanana Manampy mahatony ary ny fikamban’ny mpianatra momba ny psycho-social eny Ankatso (AE-PSI) ity hetsika ity. Anampiana ireo ankizy sahirana ara-pivelomana miisa 41, anaty salan-taona 10 hatramin’ny 14 taona, mianatra ao amin’ny fikambanana Manampy […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
“Ndao hiaraka”, seho fiderana iarahan’i Njakatiana amin-dry Ny Mpitory sy ny Feo Mamatonalina. Hotontosaina ny alahady 21 desambra izao izy ity, eny amin’ny FJKM Andavamamba Kristy Velona, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Seho hafa mihitsy noho ny mahazatra ity karakarain’ny antoko mpihira Akon’i Kristy Velona ity, satria tsy mbola […]
Ivokolo Analakely : Hasongadina ny hira sy dihy vakodrazana
Nahazo ny anjarany ny mpanao hiragasy. Miara-dalana amin’izy ireo ihany koa ny vovonan’ny mpanao hira sy dihy vakodrazana, izay hasongadina ny alatsinainy izao. Mamerina, mamelona ary mampahafantatra. Andraikitra lehibe sahanin’ireo mpanakanto mpivoy ny hira sy dihy vakodrazana ireo. Antom-pisian’ny Vovonan’ny mpanao vakodrazana, ihany koa izany mba hanomezan-danja ny talentan’ireto mpitahiry […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanatsara ny fanaraha-maso ny fanarahan-dalàna, ny kalitaon’ny vokatra ary ny tontolon’ny indostria ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny inspektera indostrialy. Napetraka ny paikady sy ny fomba fiasa vaovao hijerena ny traikefa avy any ivelany entina hanatsarana ny asa eto an-toerana. Hojerena ny fametrahana ny «corps des inspecteurs industriels» hanohizana ny asa vita […]
Madagasikara Organica: Fambolena biolojika manatsara ny nofon-tany
Orinasa iraisam-pirenena anisan’ny nisantatra sy nampiasa ny teknolojiam-pambolena biolojika ny World Organic Group. Teknika manatsara ny halonaky ny nofon-tany, tsy mampiasa zezika simika izay miantraika amin’ny tontolo iainana. Mihena ny fahalotoan’ny nofon-tany sy ny sosona mitahiry rano any ambanin’ny tany (nappes phréatiques). Izay no antony nananganan’ny World Organic Group ny […]




