Hiditra an-tsehatra anio, ny Malagasy mpibata fonjamby, raha ny fandaharam-potoana amin’ny lalao afrikanina ho an’ny Tanora, tontosaina any Luanda, Angola, nanomboka ny 10 desambra lasa teo. Tsiahivina fa solontena malagasy 3 mianadahy no hiaro ny voninahi-pirenena amin’ity lalao ity, ahitana ny taranja judo sy fibatana fonjamby. Notontosaina ny alahady teo, […]
Auteur/autrice : Adnews
Pentathlon Moderne : Hanao fifanintsanana any Portugal ny Malagasy
Mitohy ny dia! Hiatrika ny fifanintsanana maneran-tany amin’ny taranja Pentathlon Moderne any Portugal indray ny delegasionina malagasy, ny volana jona taona 2026 ho avy io, araka ny vaovao voaray teny Ivato, omaly. Marihina fa nahazo vokatra tsara, medaly roa, volafotsy sy alimo, ny delegasionina malagasy nandritra ny fiadiana ny ho […]
Taranja échecs : Tompondaka lefitra ny Ridef i Harifidy
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, ny fifaninanana taranja échecs “Rencontre internationale des échecs Francophones) na ny Ridef 2025. Tsy diso anjara tamin’izany i Madagasikara, fa nanana solontena ary tsy nitsanga-menatra. Ny Maître international, Ralison Harifidy, no niaro ny voninahi-pirenena tamin’ity fifaninanana ity ary tena nahazo vokatra tsara, satria voahosotra ho […]
Tekken Madagascar : Tafiditra ao anaty «circuit mondial»
Miroborobo fatratra, ankehitriny, ny fanatanjahantena lalaovina amin’ny solosaina. Tsy mijanona ho fialamboly fotsiny anefa fa lasa fifaninanana iraisam-pirenena mihitsy. Anisan’izany ny Tekken Madagascar, izay efa tafiditra ao anatin’ireo dingana hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany. Nampahafantarina ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Yas Madagascar Andraharo, ny Tekken Madagascar. Fikambanana ivondronan’ireo mpilalao […]
FANTINA sy FINTINA
Mitaky ny hamoahana ny tondrozotran’ny Tetezamita ny filoha teo aloha, Ravalomanana, araka ny nambarany tao Antsirabe, ny faran’ny herinandro teo. Nanteriny fa tsy maintsy faritana tsara izany ary handalo dingana maro ny firenena. «Tsy maintsy manana faharetana isika», hoy izy tamin’ny fanamarihana ny tsingerin-taona nahaterahany. Nahitsy ny mpanao gazety sady […]




