Auteur/autrice : Adnews

Assemblée nationale – Jirama: une commission d’enquête parlementaire mise sur pied

Malgré les explications apportées par les responsables de la Jirama et le ministère de tutelle, convoqués devant l’hémicycle, sur la nature du contrat entre la compagnie nationale d’eau et ses fournisseurs, plusieurs points restent à éclaircir nécessitant la mise en place d’une commission d’enquête parlementaire dont les membres ont été […]

Kitra D2 – « Poule des As » : Resin’ny Clinique Zanatany ny CosPN

Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianja Ambohidra­trimo, ny andro voalohany amin’ny “Poule des As”, fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, sokajy D2. Fifaninanana hiadian’ireo ekipa efatra tafavoaka tamin’ ny fifanintsanana isam-bondrona. Tsara fanombohana ny ekipan’ny Clinique Zanatany avy any Sofia. Resiny, tamin’ny isa mazava 5 no ho 2, […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio sy rahampitso, eny amin’ny Kianja basikety Ankatso, ny fifaninanana basikety 3×3 “Inter-mention”. Lalao hifaninanan’ ireo sampam-pampianarana misy eny amin’ny “Facultés des Sciences” eny amin’ny Oniversite an’Antananarivo, izay hiarahan’izy ireo misalahy amin’ny Federasionina malagasin’ny basikety. Hotanterahina manomboka ny 15 desambra izao, ny Herinanandron’ny Karate-do mala­gasy, izay hatao eny amin’ny […]

Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra

Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 desambra izao. Fotoana hanehoana firahalahiana, fifankatiavana, fihavanana ary firaisankina ity fifaninanana ity, raha ny nambaran’ny filohan’ny Fihezama, Rakotovao Jacky Raymond. Manentana ireo mpikatroka mivondrona eo anivon’ny Fihezama ity filoha ity handray anjara ary hanatona […]

Rugby Malagasy : Hiavaka ny fankalazana ny faha-125 taona

Tapaka, omaly, fa hatao manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fankalazana ny faha-125 taonan’ny Rugby malagasy. Hisy ny hetsika maro hatao amin’io, anisany ny “Super Coupe” Hankalazaina manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatape­naka, ny faha-125 taonan’ny Rugby […]