Miantoka ny fampandrosoana ny toekarena ny fampiroboroboana ny orinasa sy ny fahaiza-manaon’ny mpitantana. Tafiditra ao anatin’ny drafi-panatanterahan’ny tetikasa « Pôles intégrés de croissance » (Pic) 3, izay tohanan’ny Banky iraisam-pirenena ny hanohanana ny fitomboan’ny orinasa madinika sy salantsalany any amin’ny faritra. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fahaiza-mitantana an’ireo mpandraharaha amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Mitohy ny trafika : Teratany sinoa iray nahatrarana sokatra 162
Tsy mety foana fa vao mainka mirongatra ny trafika sokatra eto amintsika, toy ity teratany sinoa iray nahatrarana sokatra miisa 162 ity. Misy koa ny efa voaheloky ny fitsarana niditra am-ponja, fa navoaka indray. Nampita vaovao tany amin’ny Zandarimaria Zana-tobim-paritra Ankadindravola Ivato, Borigady Talatamaty, ny olon-tsotra monina eny Ilaivola-Ivato, omaly […]
TARATRY ny KANTO
Volana desambra. Faran’ny taona. Vanim-potoana iray anisan’ny andrandrain’ny mpanakanto hahamaro ny hetsika kolontsaina handraisan-dry zareo anjara. Hatramin’izao, anefa, tsy mbola hita taratra loatra ny fisian’izany, raha ny nambaran’ireo mpihira sy mpitendry zavamaneno ary ny mpandihy. Manana fanahiana ihany ry zareo, sao samy hampifaly ny tokantranony ny Malagasy, noho ny hasarotan’ny […]
Tontolon’ny hira malagasy : Ny mamerina no mahazo tombony ?
Famoronan-kira. Nahavita be ireo teo aloha… Nazoto nandimby ny taty aoriana… Dia variana teo. Nisy fiantraikany amin’ny tontolon’ny hira ity tranga ity… Na teo amin’ny isa na tany amin’ny kalitaon’ ny hira taty aoriana, nihena sy nidina be tao anatina fotoana fohy. Tranga nianjady tamin’ ny tontolon’ny hira malagasy izy […]
Ady amin’ny piraty : Efa nihena ireo kapila nodorana
Tsy an-kiato ny asan’ny borigady manokana misahana ny ady amin’ny hosoka amin’ny zavakanto sy ny vakoka na ny BAP. Nisy ny fandorana ireo vokatra hosoka notontosaina omaly, teny amin’ny fokontany Morondava. Kapila manodidina ny 5 000 isa eo, miampy an’ireo “décodeurs” tsy ara-dalàna toy ny “Hello box”, sns, no nopotehina […]




