Auteur/autrice : Adnews

Can 2027- Barea: mpilalao telo eto an-toerana voafantina mialoha

Mpilalao telo avy eto an-toerana no tafiditra anaty lisitry ny Barean’i Madagasikara. Voafantina mialoha ny fotoana izy ireo hiaro ny voninahi-pirenena. Hiatrika ny fifanintsanana “Can 2027”, ihaonana amin’i Nigeria sy i Tanzania. «Telo aloha no fantatra…». Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray, omaly, tafiditra anatin’ireo mpilalao voafantina mialoha, nahazo taratasy “pré-convocation”, […]

Indray mijery

Mitohy ny fanomezana torolalana ho an’ireo tanora mpianatra, ho fanatsarana sy fampiakarana ny lentan’ny fampianarana ambaratonga ambony. Miara-misalahy amin’ny Mesupres maneho izany amin’ny hetsika “Salon de l’étudiant 2026” eny amin’ny Esplanade Ankatso, ahitana tranoheva manodidina ny 82, ireo Oniversite any amin’ny faritra. Notanterahina tao amin’ny ivontoeram-piofanana ara-pedagojia CRRFP Toliara I […]

Hanampy ny eny ifotony: Peace corps am-polony tonga eto Madagasikara

Mpilatsaka an-tsitrapo amerikanina am-polony indray no tonga eto Madagasikara hanampy ireo efa am-perinasa amin’ny sehatra marolafy. Fanabeazana sy fahasalamana ary fambolena no hiseharan’izy ireo, any amin’ny toerana mangataka tohana ho amin’izany sy mila ny traikefan’izy ireo. Hiofana mandritra ny 10 herinandro, any Mantasoa, hiatrehany ny asa miandry azy ireo vahiny. […]

« Congrès dentaire de l’Océan indien » : ambohipihaonan’ireo mpitsabo nify sy ativava

Hotanterahina eto Mada­ga­sikara, ny 30 sy 31 oktobra, eny amin’ny CCI Ivato, ny Congrès dentaire de l’Océan indien (CDOI), andiany voalohany. Fihaonambe hivondronan’ny mpitsabo nify eto amin’ny ranomasimbe Indianina. Hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ireo matihanina sy ny fampiasana ireo teknolojia vaovao eo amin’ny fitsaboana ny hetsika hatao. Zava-dehibe ho an’i […]