Compte tenu de la nécessité vitale d’assurer la continuité de service et de maintenir à flot la trésorerie au sein de la Jirama, le Gouvernement se voit dans l’obligation de réquisitionner le personnel alors qu’une nouvelle prolongation de grève vient d’être décidée. La tension ne retombe pas entre les employés […]
Auteur/autrice : Adnews
Mpilaravinahitra iharan’ny herisetra: Nofanina ireo mpandray an-tanana
Naharitra roa andro ny fiofanana mahakasika ny fihainoana sy ny fandraisana an-tanana ny mpiasa nifindra monina niharan’ny herisetra ka niverina an-tanindrazana, natao teny Anosy, tamin’ity herinandro ity. Anisan’ireo tena iharan’izany sy fantatry ny maro ireo vehivavy mpilaravinahitra any amin’ny tany arabo toy ny any Koweit. Misy very saina tanteraka mihitsy […]
Fikaonandoham-pirenena kristianina: Fotoana handraisan’ny mpino an-tanana ny firenena
Hotanterahina ny 19 novambra ka hatramin’ny 21 novambra ho avy izao ny fikaonandoham-pirenena kristianina voalohany, eny amin’ny ISTS katolika Mandrimena, Iavoloha, karakarain’ny Fikambanana mampiely Baiboly eto Madagasikara. Fotoana ireo hanasana ny kristianina te hitondra anjara biriky amin’ny fampandrosoana ny fanjakan’ Andriamanitra sy ny fanarenana ny firenena, haharitra hateloana. Na anaty […]
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra ny 20 novambra ho avy izao ny taom-piotazana letisia 2025, araka ny tinapaky ny Vondrona mpanondrana letisia (Gel). Hisokatra anio 14 novambra, ny Birao tokana, hikarakarana ny antontan-taratasy ilain’ny mpisehatra rehetra. Miondrana any Eoropa ny 90% ny letisia avy aty Madagasikara, ary any Rosia sy Emirats Arabo Mitambatra ny […]
« PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
«Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Dr Ramiarison Herinjatovo. Miantoka ny fampiroboroboana ny toekarena sy hanatsarana ny lafiny sosialin’ny mponina ny fomba fijerin’ny fitondram-panjakana ny hetra. Misongadina izany ao anatin’ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola (PLFI 2026) izay mikendry […]




