Auteur/autrice : Adnews

Fampianarana : Tapitra ny fitokonana, hiasa amin’izay ny mpampianatra

Hamerina ny hasin’ny mpampianatra ny fanovana entina. Manaporofo izany ny fifanekena voarakitra sy nifaranahana tamin’ny fanjakana. Miverina miasa daholo amin’izay ny mpampianatra. Nanapa-kevitra ny hiverina mampianatra amin’izay ireo mpampianatra nitokona. Hiverina an-dakilasy hampianatra izy ireo amin’ny alatsinainy ary mampahafantatra izany amin’ny mpianatra sy ny ray aman-dreny. Niravina ny olana satria […]

TARATRY ny KANTO

« Instant Jazz » eny amin’ny Fara West Faravohitra. Haka endrika masterclass indray ny fiarahana anio, amin’ny 10 ora sy sasany. Manodidina ny lohahevitra « Ny kolontsaina Betsileo sy ny hareny anatin’ny famoronana ara-javakanto » no hitondrana fampahafantarana mandritra izany. Hitarika ny fotoana ry Mamy Ralaivita, Tsanta Nasandratra ary i Dina Mialinelina. […]

Taolagnaro: Seho roa misesy ho an’i Zook Davids

Mitohy ny fitetezam-paritra eto an-toerana ho an’ny Zook Davids. Fantatra fa ny any Taolagnaro na Fort-Dauphin indray no handray ny tarika, anio sy rahampitso. Ho an’ny anio, fampisehoana lehibe, hotanterahina ao amin’ny Lapan’ny Tanàna (CUFD), manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Ny rahampitso, hanomboka amin’ny 3 tolakandro ihany, ao amin’ny fiangonana […]

Kanto an-tanàn-dehibe : Mpanakanto maro no haneho ny talentany

Roa herinandro hanasongadinana ny talentan’ireo mpanakanto misehatra amin’ny kanto an-tanàn-dehibe. Hanova ny tolotra ara-javakanto mahazatra koa ny « Festival d’art urbain » na ny FAU. Manana sy mahafehy karazany maro amin’ireo zavakanto an-tanàn-dehibe ireo mpanakanto malagasy. Maro tsy ampoizina, misy nalaina tahaka amin’ny any ivelany ary misy forona manokana niainga teto amin’ny […]