Namory olona tetsy amin’ny Kianjan’ny 13 mey, omaly, ny Jly Rafidison Bernardin. Nambarany fa tsara ny mivavaka. « Tsy tsara anefa ny mifamitaka. Asa ho an’ny tanindrazana no hatao hoe mivavaka. Misy tia tanindrazana eto ka aoka isika tsy ho voambaka », hoy izy. Nampanantena ny tenany fa olona voahosotr’ Andriamanitra hanarina […]
Auteur/autrice : Adnews
Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama : “Enjehina ireo manodinkodina harem-pirenena”
“Tsy maintsy enjehina sy saziana ireo rehetra manimba ny hasin’ny firenena amin’ny fanodinkodinana volam-panjakana na ny harem-pirenena. Tsy hisy fizahana tavan’olona izany, tsy hisy harovana noho ny maha havana na namana”. Io ny nambaran’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama, teny Mahazoarivo, omaly, tamin’ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny Praiminisitra teo aloha, ny […]
Olan’ny mpandraharahan’ny fonja : Manome fe-potoana 48 ora ny SMM
Nahitsy ary tsy nitsitsy fitenenana ny eo anivon’ny Sendikan’ny mpitsara (SMM), Mbitanarivo Andriantsihorisoa, omaly, tetsy Anosy. « Manome 48 ora izahay mba hamaliana ny olan’ny mpandraharahan’ny fonja. Misy amin’ireo voampanga efa nahavitana fanadihadiana tokony haiditra am-ponja no mikatso fotsiny noho ny mbola fitokonanan’izy ireo. Ao koa ireo efa tokony hivoaka ny […]
Raharaham-pirenena : teny Iavoloha ny iraky ny Sadc
Noraisin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michael, teny Iavoloha, omaly, ny iraka avy amin’ny Sadc. Tetsy andanin’izay, nisy jeneraly niaraka tamin’ny andian’olona nivory tetsy amin’ny Kianjan’ny 13 mey, manohitra ny famadihana ny tolona. Mandalo eto Madagasikara hatramin’ny sabotsy ho avy izao ny delegasionina avy amin’ny Sadc. Nihaona tamin’ny solontenam-panjakana malagasy, notarihin’ny […]




